lirik lagu sitaka feat young teddy - ity ny patiny 2014
refrain
mpanaratsy zao ho kirina
ny texte elah izao hifirana
ity zone rouge tsy azo idirana
dia ny rap nay loa hifikirana
fa ty vao tonga de andosirana
fa zay anakaitra hoatrany piranha
fa ty tsy film an ‘ i miranha
fa vao mihaina an ‘ity de ny tava mirana a
ka zay le hoe
ity patiny 2
ity ary patiny ty patiny ty ty ty patiny
couplet :sitraka
ty le patiny e amle mandona fa tsisy ny potiny
ty ko le vetiny gaga ny pokona avy hatrany de eontiny
eto am mic ra sitraka ,rics mivoaka de be mpankasitraka
fa zay vao misandatra tsy tonga aiza akory de be ny mpanfatra ny ah
de mbola averiko ihany fa patiny ity fa tsy tena izy
sao dia tara aminay wa ny sipanlah fa tsy tianay izy
de ty le izy le ampihorohoro hoatrany al qaida
fa raha mbola mitady elah de noavy anaikitra ny anaconda
miditra mafy ny de mandona aty fa tsy hoe sarim bavy de malemilemy
mahaino an ty de mandre ny marenina ka mandihy hatram malemy
ka aza manakiana fa ajanony am zay wa le taim bava
fa elah vao mitsayso de mihosotra t*** hatram vavanlah
refrain :young teddy
……..
couplet :young teddy
mpanaratsy zao ho ,kirana a fa ny vavako mintsy no beretha
fa tsy mila kalash hitohirana aoento hifirina ny texte elah fa bad tsy ilainay
mitady mandona de ty le anay son tsy mangatsika fa ty le mamay
tapeno sofina raha tsy mazaka fa ty vao mitotona de be ny ho kofona
hoe son tsy mazatra tsy fa heno ny sofina
tsy tondra greve hotran mpianatra ankatso
fa ny rima tsy ijanona ny aty tsy hikatso
de miala ary ny tsy mazaka
fa nenay zao ty efa mandratra
tsy miala am fiakanjo mazatra
fa vao maika ny a alefa dur
de ze m kiff nay ny omeko sur
fa ze tsy mi kiff eo tsy asiak o sira
fa ty lyrics mampifona ny ankizinlah aty mitady dona
satria zay ny patan’ny haren tsaina fa
elah no patany ny abadona
refrain :young teddy
mpanaratsy zao ho kirina
ny texte elah izao hifirana
ity zone rouge tsy azo idirana
dia ny rap nay loa hifikirana
fa ty vao tonga de andosirana
fa zay anakaitra hoatrany piranha
fa ty tsy film an ‘ i miranha
fa vao mihaina an ‘ity de ny tava mirana a
ka zay le hoe
ity patiny 2
ity ary patiny ty patiny ty ty ty patiny
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu hippocampe fou - mes échecs
- lirik lagu frsh - die guy
- lirik lagu michel polnareff - la poupée qui fait non
- lirik lagu ace hashimoto - ll cool shay
- lirik lagu telekinesis - sleep in
- lirik lagu sepz - bleiwesten
- lirik lagu christiangetbizzy - "notorius bee"
- lirik lagu yungsword - cry later
- lirik lagu field music - how should i know if you’ve changed?
- lirik lagu alan cumming - a musical condom commercial (live)