lirik lagu rap'na gents - motivated
chorus :
kobonay fa mafy f’zay mbola anohy e!
satry zay motivated
ny life,tsy vita mora e!
fa zay ko motivated
ny rap, zay tsy mafohy e!
mandrapa tapitry ny fofonai~nay!!!
hiezak’ho mafy ah!
hiezaka ho tafa ah!
mitia :
mety hitovy ny sedra efa nandalovana
fa ny lasa ho an lasa ts’atao ampihondrika
mila mafy ny saina totondry avokona
fidina tsara ny atelina fa so ho kofona
lesona n’alaina am fahalavona, miarina, mandroso, mila fandresena, mihatrika fa “man” manatanterika
mety ho reraka dia kivy fa tsy hilavo lefona hiroso tsy hiemotra ny tarigetra ny faniriko ho lasa alavitra tsy asiko fetra ny fery sy ny ratra nitoetra atoko ampitraka
hilofosana ny tanjona ts’avela ho votsitra tsy votsavotsa fa mila vonina anakatr’avo, motivated !
tsy maintsy ho vita io, tsy maintsy hiainana ny vina fa vonona ny saina, motivated !
zay zao n’attitude, aty doha miketrika fa mila tafa, mila mazaka ze zioga entina efa lasa kotrana
ndray andro ho lasa ah k’aleo miasa dia miaina hametraka n’anjarako ho lovain’ ireo taranako
ts’ anao kinanga na nisy banga aza ny fototra niangana ts’atoko sakana satry
motived, mody aty ny amboara, reality ts’amboarina azo sary an~tsaina ny fahombiazana dia ndao alaina fa hiandry an’iza?
paoly hony efa lasa, efa ts’atenaina, zany hoe mila anao mandroso misaina hatreo ihany f’aza tantaraina
efa ainao n’anton, hеno eo fona ny hakony/h’ anao manokana ny tanjona, tazomy, ref tratra tairo asivo patiny, hisy hinan~fatiny, enao ko ts’anaiky, normal motivatеd ny son henona, enao lasa ampiaiky
kj :
t’ sisy tsy mafy tsy laitran’ny boto
ts’ isy resy tsy miady zany io ry koto
ny lalana malama be mpamingana mpandringana mbola ho be dingana efa koboko !
roto2 ny life azaka2 tsy midika akory oe mandehana mafy
fetra ny abakabaka haïko manavaka ny tsara sy ny ratsy n~gga
tsy resy tsy ho rava na lavo dia mijoro, lavo indray mandeha ah dia miarina impolo
ny lalana dezaka tsy mifezaka fa miezaka efa kopy ah oe soa atao level ambony
zandrilah, zokilah, tafa izay dead oziz tompokolahy
sy tompoko vavy, sotomiko ny avy, inoako fa tsy mandeha anjambany matoky zah fa … araha’ asa mafy lay nofy2
chorus :
kobonay fa mafy f’zay mbola anohy e!
satry zay motivated
ny life,tsy vita mora e!
fa zay ko motivated
ny rap, zay tsy mafohy e!
mandrapa tapitry ny fofonai~nay!!!
hiezak’ho mafy ah!
hiezaka ho tafa ah!
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu qwop (atl) - always4themon (over all)
- lirik lagu wanderley andrade - desdobro
- lirik lagu deathsouljah - pain 疼痛
- lirik lagu скиф (skifov) - snippet 12/05/2024*
- lirik lagu hyena boss - pizza pie (you & i parody)
- lirik lagu jakeneutron - glued to your screen (vocals only)
- lirik lagu seshbaby - кто же? (who is it?)
- lirik lagu tolcsvayék és a trió - várj
- lirik lagu 容祖兒 (joey yung) - 去火星戀愛 (love on mars)
- lirik lagu fayden walker - 2a