lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu rap'na gents - mdg

Loading...

kj :

gasikara taninjanakay malala soa
mahantra ambony harena fa efa lasan’ny sinoa
mikarataka lay gasy mikarama am karana, volamena abizina am kilao am grama
ny vahiny lasa tompontany isampokontany voatoriteny, efa kobo tany am sisi tany, ny système mibanaka voaroaka mora2 hiala eny antokontany ny tompontrano
ny tompony ndray no mangataka atiny. mbola be reo patiny fa aza taitra
zafipaladi~antsika mitondra takaitra, miaka midina ny life ohatran’ny silipona koaitra
fa mampalahelo n’y toejavatra mitranga lesy, manodidina ny dago sy eto ~n~lamanga lesy. ireo zoky be mba nantenaina ho fitaratra tandroka hiaro ny tena vozona zokimbomanga lesy
tanindrazana lasa tany ngazana
reo mpitondra fanjakana ambony koa mitazana fotsiny
sera2 bois de rose sy fasy mainty miodina, kitapombolampanjaka ritra sady vodiny
iniana fafana ny tantara, abadoina sady ambakaina
tsy any atsimo intsony zao no karakaina fa manerana an’i madagasikara

mitia :

teraka ny lainga atomotra loza fanehona marina ampiditra amponja
reraka ny saina, hoe tafa nokasaina, raha mpitondra firenena n’andrasana ho maina
misy n’lazaina, fa be ko n’lazao, ohatran’ny laza~hadina miparitaka ny tsao
mandraso alo tsy maintsy fa tsy hiankina amireo
fa ny fandrosona ohatran hafa mintsy aminareo, mira ts isy rano miaina anaty haizina fa lasa luxe ny jiro, mazaka reo fa tairo, dia averina impiry, aleo amirifiry ny fiainana dago efa zatra
mora manadino tsiahivo ny tantara efa betsaka nmaty ho an’ny zanaka ampara
indrisy lasa tsiaro, tsy maintsy tadidina, manomana ady enao raha mitady fahatonina
sokafana ny maso dia hahiratra ny saina fa ny fiainanam~pirеnena efa ts’azonao hialana, mbola eto lo no miaina miharitra tsy rariny mitrongo alo vo homana dia miady hatram farany
fеhiny, mande ambony arena fa hinina tsy behazina ny zaza tapenana ny vava mbola be ntsy mazava fa tairo
chorus :

e! mampandrevy vahoaka d izy n’ first ! e!
elah miady d izy mi~fiesta! e!
miezaka ho tony satria pacifiste
raha ratsy ny vokatra iza n fositra ?!

gent :

mafy ny fiainana mila handreraka, tsy mahatombom~body mitsanga~mipetraka
vola me~tsy ampy d be ny hisolelaka
dago efa tsy avotra aiza ah no hipetraka
fampanantenana atondraka/ rezatra
fahantrana mandifitra tsy zaka mavesatra. loza ny aterany/ tsy fandriampalemana. dontony n saina, dia lasa me~vendrana
vazaha mody miady, fa kay miady seza. raha be reo mpanohitra ho mafy ny sazy
raha mpitondra n’ tsy afaka, ho aiza ny sisa? “tsy maintsy mandroso” ‘zay no asesisesy
avokony sandry raha te ho tafita, amafiso ny saina fa be reo mpikàka. aza miandry tolorana, mba fetsifetsy, na hiandry mpanohitra etsika fotsy
rotoroto isanandro toa tsisy mangirana, pôsy efa rovitra nisy nangarona
ny entana amidy etsy misy mangorona. manavy ny farany, mangorangorana
miezaka ho tony satria pacifiste. ratsy ny vokatra iza n fositra
ela miady mafy d izy mi~fiesta. mampandrevy vahoaka d izy n’ first

chorus :

e! mampandrevy vahoaka d izy n’ first ! e!
elah miady d izy mi~fiesta! e!
miezaka ho tony satria pacifiste
raha ratsy ny vokatra iza n fositra ?!


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...