lirik lagu rap'na gents - c²
gent :
miakatra ndray lo ny standing, hakariko kely ny feeling
aleo ‘zay hi~perce, hikendry ny lavitra, fa leo ny fiainana boring
apetao lo casque d chill, henoy lo ny punch’ko/ coaching
hanoratra foana, tsy avelako ho faona ny hakanton’ny rap, na misy inona
style miova tsy maninona, texte romotra manindrona
ny hafatra raisina, entina hisainana, ny fotom~pisainana tandremo
tohizana rap satria tiana, taona mandroso tsy variana
traikefa zaraina, hanampiana ny hafa ze vonona ho tafa tsy terena
raha tsy ampy ny vokatra (ampiana), hatosiko hiakatra (haliana)
ny teny lalaovina, ny lala~lalovana, ny hafatra ezahana hiady rima
mitohy foana ny ketrika irariana, deep ny koziko alalino
raha misy ny kiana, tsikiko vendrana, ts’esako saina tsy valiana
conscient ny ah rap’ko (aparitaka), tsy zakan’ny sainy (miparitaka)
be loatra ny fake, fanary @fako, tsy haazo ny foko mba marina
ye.. (tsy haazo ny foko mba marina)
bataiko ny amboara, d be ny hikafara, efa hitako avy eto ny ho variana
chorus (1) :
tazomin’ho mafyi ny saina, tsy misy hoe mila maina
dia ny dingana vita ny dingan’atomboka ts’avela ho very tohizana
ts’mila matory fa ts’isy hanoro zaran’olona ho very ho vizana x2
mitia :
ts’isy hoe afrina nrap fa iza mbola mivohy
ny drafitra an’iza no mbola mitohy, tsy tapaka
ny hevitra ampita tsy fohy, n’mozika angovo tsy valaka
raha laza ntena nilaina efa ela aho no naka sasatra
n’asa soratro ve amela ah hipеtraka?
ny faniriko amela ah ho reraka ?
tsy fanahiniko mato ah nateraka atao hamiratra
ny fisеdrana manefy, ny saina mia mafy indrindra rehefa ny vola no lasa manify
k’aleo ah handroso ts’hiova, fitsipika hihainako mampanoka n’olona miandry andova
ilaiko ny fivoarana fa nvotoaty ts’avelako ho simba boy!!
mozika tiako tsy “toy” ts’isy hoe maniry ny ho very fa io safidy ny zavatra atao no mila asina fiheverana oy!!
raha mila mamerina tairo fa lalana, ts’ isy hoe tara lotra, raha nihaino ny teniko enao ts’voatery nivotra fa zah no misaotra
mozika tiako tsy “toy”, raha mila mamerina ts isy hoe tara lotra
raha nihaino ny teniko enao ts’votery nivotra fa zah no misaotra
chorus (2) :
mia~deep ny rap’na gents, mandalina sao resy tory
tanjon~hikendry lavitra’, ny drafitr’hitohy foana e, e! m’rap foana, mitohy foana e, e!!
maro ny dingana lalovana, mitraka ambony!!
kalitao tsy mbola niova /kobo hoe mbola romotra eny foana e, e!
firy tao, eto foana e!
kj :
tiako ny teniko, tiako ny taniko tsy atakaloko vahiny, tsy tontan’ny elafa mafy iz tsy levon’ny taona ohatran’ny kalon’ny fahiny
tsy faheno mazàna sao variana, miroso ny taona amambolan’andro “i’m fine”, tsy mety fay, mbola mamay. manaikitra mic ohatran’ny piranha, ny adva vao mi test kirana
tsy ampahafirin’ny efa nandalo teo efa kôpy izy hoe tsy azo idirana. zah mila mandroso dia miala izay tsy izy fa firana any
izay drafitra atao mangirana, akarina eny foana n’y level ohatran’ny facture an’i jirama. tsy asiana fausse modestie, rap style majestic, ataoko foana ny ah na be tsy tia
manaraka reo fa mody oe tsy tia x2. tsy maintsy ho tonga eny am sommet, ny saina mafy ny fahavalo sonné. mitohy ny lalao tsy tapitra ny soma e
chorus (2) :
mia~deep ny rap’na gents, mandalina sao resy tory
tanjon~hikendry lavitra’, ny drafitr’hitohy foana e, e! m’rap foana, mitohy foana e, e!!
maro ny dingana lalovana, mitraka ambony!!
kalitao tsy mbola niova /kobo hoe mbola romotra eny foana e, e!
firy tao, eto foana e!
chorus (1) :
tazomin’ho mafyi ny saina, tsy misy hoe mila maina
dia ny dingana vita ny dingan’atomboka ts’avela ho very tohizana
ts’mila matory fa ts’isy hanoro zaran’olona ho very ho vizana x2
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu code of ethics - one way
- lirik lagu huzzy b - твои кости хрустят (snippet 21.12.2025)*
- lirik lagu ruslansilvr - forget it
- lirik lagu tory lanez - p. family
- lirik lagu duwap kaine - turn arounds
- lirik lagu metro pro - на глушняк (to the death)
- lirik lagu bmun66 - хочу быть с тобой (want to be with you)
- lirik lagu deloyd elze - parröthead2.0
- lirik lagu charlie hobman - clinging to nothing
- lirik lagu frankie teardrop sinatra - we are not masked dancers