lirik lagu princio - infirmiera
infirmiera
ieh iah !…oh ! !
misy infirmiera anankiray
izay ao amin’ny girard&robic eh !
’zay tena tsara tarehy
tena tsara fanahy tsara bika eh
sendra narary aho indray andro izay
sendra izy no nitsabo ahy
dia vetivety teo izahay dia nanjary nifandray
nanomboka teo dia mankeny foana aho
mandanindany lera
mankeny amin’ny hopitaly militera
hijery an’i infirmiera
dia mody marary aho mamorona fika
ho eny amin’ny girard&robic
fa te-hanafika an’ilay infirmiera tsara bika
infirmiera oh !
zarako aza ho tojon’aretina ho’aho
fa te’hahita an’ilay endrikao
izay madio ts’isy pentina ho’aho
infirmiera oh !
zarako aza ho marary lava
dia hitoetra tsy hiala
akaikaikinao lalandava ho’aho
satriko foana ho marary
hijalijaly dia hiditra hopitaly
fa eo akaikinao eo aho
tsy maintsy falifaly
satriko foana ho malazolazo
miditra hopitaly ho voan’ny tazo
amin’izay ny adidinao vita
ny fahafinaretako azo
ieh iah !…oh ! !
isan’andro isan’andro aho
mankeny ampefitety , na 67
mandray 107, na 147, ho any besarety
manao manimanitra aho
manao metimety
ohatran’ny hoe hanatrika fety
fa handeha hanafika an’ilay infirmiera kely vetivety
isak’asabotsy aho
tsy mivoaka boity na mandeha miballa
fa mandeha mamonjy an’ilay mahafatifaty
garda amin’ny alina
ny androm-piainako iray manontolo
efa natokako ho azy daholo
efa natokako efa natokako ho azy daholo
izao tontolo izao
feno fahoriana feno disadisa
fa eny amin’ny hopitaly soavinandrina no paradisa
misy infirmierako anankiray
infirmiera tena milay
ilay hitsabotsabo ahy
sy hotsaboiko mandrakizay
infirmiera oh !
zarako aza ho tojon’aretina ho’aho
dia mahita an’ilay endrikao
izay madio tsisy pentina ho’aho
infirmiera oh !
zarako aza ho marary lava
dia hitoetra tsy hiala
akaikaikinao lalandava ho’aho
satriko foana ho marary
mijalijaly dia hiditra hopitaly
dia eo akaikinao eo aho
tsy maintsy falifaly
satriko foana ho malazolazo
miditra hopitaly ho voan’ny tazo
amin’izay ny adidinao vita
ny fahafinaretako azo
amin’izay ny adidinao vita
ny fahafinaretako azo
amin’izay ny adidinao vita
ny fatin’aretina tsy azo
non non ny fatin’aretina tsy azo
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu yunngsensei - faraway
- lirik lagu filipek & milu - powiedz jak
- lirik lagu hammerfall - [we make] sweden rock
- lirik lagu mons - lil pump
- lirik lagu skeltah616 x corpseet - город палева (city of sight)
- lirik lagu björgvin halldórsson - aleinn um jólin
- lirik lagu finn kleffmann - resolutions
- lirik lagu azudemsk - balsam
- lirik lagu mobster bay - lame shit
- lirik lagu karmatik - causalité