
lirik lagu nxrxone - message
verset un :
aiza e !
androany ah vao nahasotra ho anao
te anontany vaovao hoe
manaohona ny any
mitanondrika sa efa mitraka
mijery fiainana hafa
tsika nihona farany mantsy zaoo
tsisy nieritreritra ny ifandaho zany
tiko ho fantatra izay tianao ho atao
fa ny aty mbola tsy tafarina
mbola maniry iara dalana
tantara niarahana tsy tiko ho faranana
fa hafa ihany ianao
sady silam panahy no namana
dia nosoratako izay tiko ho lazaina
mety tsy tsapanao fa hatramzao anie
ka tonga saina hoe
samy anakatona ‘lay varavaran ny fony
dia izay nifampizarana izany
tsisy ho tsarona tsony
nefa tsy zakako ny ahitanao tatan ndry tazy
raha anakipy maso ah
isaky ny miona aminao
aleoko jamba lessy eh
tsy te iteny aminao nefa hoe miverena
satria fitia tsy terena
dia aleko ny ato ampoko
fotsiny no teneniko
tsy tiko hoe any arina hisy fanenenana
zah anie bandy eh
fa manana izay mety ho falemena
androany tsoriko amin fahendrena
zah sy ianao mifameno
de ahona raha samy andeh zany
verset dеux :
de zao
haiko mbola misy fitia any aminao
fa asorenana kely noеtin rivotra
no natonga anzao
‘zany tsy maintsy sendrain ny olona droa
ndraindray misy teny tsy ampy
na mety mandratra ny fo
fiainan zany, olombelona ny tena
na ny anjely aza tsy fantatrao fa
manan ny kilemany ihany
de tsy haiko hoe zah ve no diso
tamreny sa ianao
fa efa niezaka ihany ah nanao izay nety
tsy ho tonga amin zao
h~~riko amin ny voninkazo
zah niezaka ny anondraka azy tsy alazo
fa ianao no tady anapaka azy
dia ohatran zany
misy va
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu bagir - силуэт (silhouette)
- lirik lagu connydaxxx83 - exodia
- lirik lagu mentiras: la serie & mariana treviño - te estás pasando
- lirik lagu jorge guerrero - cometa errante
- lirik lagu edo hunnidz - мен қазақпын (men kazakhpyn)
- lirik lagu imzoo (임지우) - text me!
- lirik lagu rooni77 - game love
- lirik lagu art-school (jpn) - アパシーズ・ラスト・ナイト (apathy's last night)
- lirik lagu wuh4ii - 3uncu kolum 4cikti
- lirik lagu 2bona - mozaik