lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nxrxone - kintako

Loading...

couplet 1 :
mpanjaka ny hatsarana
iza moa no tsy ho tara
raha vao mahitanao
zah aloh zao no tsara vintana
fa nahita kintana, nahitanao
f’efa hainao tsara, fa tsy atakalo
ianao na betsaka ary ny manja sy tsara
fa efa hainao koa fa vokatry ny fo ‘zay
nomeko hatramin’zay ka aza avela ho loha

refrain :
fa efa ahy ianao
ahy e, ahy ianao
fa efa ahy ianao
ahy e, ahy ianao
kitanko

couplet 2 :
mamiratra ianao, ilay efa niriko hatrizay
androany averiko indray
ka na iza iteny hoe tsy anjarako ianao
teny efa nomeko ny hoe ity anao
iara amakivaky, fiainana sy ady
tsisy tahotra rehefa miaraka aminao
foana ny ahiahy iraka isedra
foana ny tebiteby rehefa eo ianao
fampitantana na sarotra aza ny lalana
fa ianao mahalala fa tsika tsy ifanary
refrain…

couplet 3 :
iezaka ampifaly anao
sanatria raha nyvampijaly anao
marary ah ‘zay marary anao
fa ray aina zao sy anao
fampizarana ny mangidy
fampizarana koa ny mamy
iezaka ampitsiky anao fona
rehfa enao sendra tomany
aza omena tsiny aho fa ndraindray
mety andratra na tsy fanahiniko
aza tsaraina amin falemeko ah
fa ‘lay love omeko anao kiffena

love omeko anao kiffena

refrain (2)


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...