lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nxrxone - acro

Loading...

couplet unique :
tsika nihona voloh
tadidiko ianao tsy nakobo anah akory
zah niezaka fona nahababo ny fonao
dia ianao niteny hoe “aoka kely aloha”

dia vomay nampitombo envie
dia ianao somary nampifila
zah niezaka fona nahababo dia
farany tonga amin’ny tiko ah

dia tsy tiko avototra, foko no tiko ho tsotra
fa ny tanako tiako avokona
satria mbola lavitra ny lalan tsika
mbola betsaka ny dingana iera miampita

sady efa voafatotra
tsy afa mikofoka fa voafandrika
raha tsisy anao dia mtady i~depra
fa ianao mandamina ny rehetraretra

refrain :
lasa acro zah, lasa acro
zah aminao lasa mamikitra trop
mamikitra trop


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...