
lirik lagu nony mouv - vola sa fitiavana?
[verse 1]
ianao no nahatonga ahy hivarilavo
tsy mety aminao aho fa mavomavo
manambady mpanana ianao izao ka faly
sambatra fa tena ravoravo(yeah)
‘zaho ity malazolazo mba mitady fitia nefa tsy nahazo
fitia tsisy vola koa tsy misy dikany na be fitiavana ianao
k’aza maika ny hitia hotra anahy
raha tsy manam~bola mihitsy ianao rahalahy fa
aleo manambady fanahy fa ny tsara tarehy anie ka mora lasa
alain’olon~kafa manan~katao na ‘lay atao hoe tafa
vao tsy miafana hatramin’izao ny alahelon’ity foko naratra(huh!)
mitamberina an~tsaiko ‘lay tsika roa nifankatia taloha dia tsy haiko hoe inona ny antony?
ny fahasambaranao no notadiaviko na dia hoe tsy faran~tampony
indrisy ianao lasany
asa na hoe tena ho doria?
na hatrany am~pasana aza ‘nareo tsy ho leo fa vao omay tena hifankatia
tena mbola tsy nisy ny tahaka an’ity
satria ilay fijaliako tsy noraharahiny
miadana aho izay vao mba tiany
ny sata mba fantany dia ny hafaliany
[refrain]
fa ‘zaho ilay nariany
tena naharary f’aleo mody iefiana amin’ny fisotron~dronono kely
satria fijaliana ho an’anahy ilay mahita azy roa mampiaraka mampamono
tena(hey!)
[chorus]
vola sa fitiavana?
dia mety ho vola ve no tena mba itiavany ahy?
vola sa fitiavana?
dia mety ho vola ve no tena mba itiavany ahy?
vola sa fitiavana?
dia mety ho vola ve no tena mba itiavany ahy?
vola sa fitia?
ilay ao an~tsainao(yeah)
[verse 2]
indray maraina aho tonga tany aminao mba nivimbina voninkazo
izany ka loza ‘zaho ve manonofy
f’ianao ity kay efa nahazo
tamin’azy amin’ilay lafo vidy dia ‘zaho koa tsy kivy fa niady sy niaritra
ity aloha ny ranomanitra
indrisy efa iray truck mihitsy no efa azonao tena tsy aritro
fa namotehako ny boatin~drakitro mba hividianako peratra ho anao
faly aho no sady finaritra f’ampy ny volako ity indray ho anao
alеfa tsarao fa tsara ity raha kalitao ka
hozy ianao hoe mba mandreraka izany raha peratra izany tsindrio(hеy!)
(hey!)mbola tsy kivy aho satria manam~panantenana
na di’efa kelikely ilay tahiriko,te ho fihiniko ianao ka ho vidianako fiara
natao ny sonia tamin’ireo taratasy
ny masoko mangasihasy,sanatria hotra olom~boasazy aho
rehefa tia an’azy
na maharary ny foko tsy fombako ny mitaraina
ianao mba noheveriko hoe tsy manan~tompo
ay ianao ilay miandry io kay efa ho tsenainy
[refrain]
dia ‘zaho ilay nariany
tena naharary f’aleo mody iefiana amin’ny fisotron~dronono kely
satria fijaliana ho anahy ilay mahita azy roo mampiaraka mampamono tena(hey!)
[chorus]
vola sa fitiavana?
dia mety ho vola ve no tena mba itiavany ahy?
vola sa fitiavana?
dia mety ho vola ve no tena mba itiavany ahy?
vola sa fitiavana?
dia mety ho vola ve no tena mba itiavany ahy?
vola sa fitia?
ilay ao an~tsainao
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu savings - temporary
- lirik lagu screamak - shawtybae
- lirik lagu darthy - holy ground (voice memo)
- lirik lagu tyler, the creator & frank ocean - awkward (demo)
- lirik lagu la sonora matancera - eso se hincha
- lirik lagu lilkovo - sal y josea
- lirik lagu lulu bösch - mimimi za robuxy
- lirik lagu koko bleu - war train
- lirik lagu 227novaa - hh
- lirik lagu fripside - only my railgun (version 2020)