
lirik lagu nony mouv - tsy matotra
[intro:stivane & nony mouv]
‘lay instru hotra diso milamina loatra dia
hitan’laha hotra hoa tady ho refrain,nefa tsa tokony ho refrain no hatao eo
azon’laha va?
ewa!grrr!
dia…dia hotr’izay fa tairo anandramako dia samy manandrana eo dia ho hita eo
ok ary!
dia izay no….izay no vaovao aty izay fa kôziko ialaha rehefa vita
efa miasa izany izao
huh!
efa miasa izany izao
efa miasa mihitsy isika izao
milay izany
f’izay no manahirana.tsa miasa ana any izay
tsa miasa mitady biff any izay fa miasa amin’iny izay
(haha)
[intro]
nony mouv(haha)
(yeah)(hey!)(stivane)
[chorus]
tsy matotra mihitsy
tanora amizao ho aho tsy matotra mihitsy(io)
tsy matotra mihitsy
maika hanambady amin’ny asa tsy misy(‘reo)
tsy matotra mihitsy
tanora amizao ho aho tsy matotra mihitsy(io)
tsy matotra mihitsy
maika hanambady amin’ny asa tsy misy(mandre..)
tsy matotra mihitsy
tanora amizao ho aho tsy matotra mihitsy(‘reo)
tsy matotra mihitsy
maika hanambady amin’ny asa tsy misy(io)
tsy matotra mihitsy
tanora amizao ho aho tsy matotra mihitsy(‘reo)
tsy matotra mihitsy
maika hanambady amin’ny asa tsy misy izy(huh!)
[verse]
tena hoe niova mihitsy
habadoana no tsapa ary tena misy(yeah)
amin’ny tanora amin’izao ilay marisarisa atidoha
fa raha izao no mitohy eo(uh!)
paradisa,amanampitr’isa,amin’ny tsy fahombiazana ny eto amintsika(yeah)
mampasiaka satria tsy fianarana ‘lay ao an~tsain’ireo f’efa sipa(io)
efa ditra be mivangongo no tonga ao an~tsain’ireo mampanongo no mampamono(yeah)
avy eo longolongo no asetriny anao raha hoe ireo no ajoro(‘reo)
fo torotoro f’avela ho tony
niova ilay tontolo ka hatao akory
alefa an~tsekoly ireo atao tsara karakara kanefa vao vendram~(wow)
tsy arakaraka an’ilay ilaivana azy izy
mivazizotra amin’ity toetrany masiso(wow)
hadisoana no irobohana efa hita hoe diso
dia mbola ifantohany foana io rahampitso(ouuh!)
ahitsy fa dia mbola tohizany ‘l’izy(wow)
asitasitako eto mbola misisika
tena mampisеnto mihitsy ilay ankizy ka
iza angaha no mapirisik’azy hoe ataovy ny ratsy fa njilaka
(yeah)ny tena loza ‘l’izy maniratsira ka
(yеah)ny fonao mihozina tena hila ho silaka
(yeah)famaliana no azonao vao manirak’azy makatsy
tsy fahamatorana no mikasik’an’ireo tanora malagasy
variana miroana ao amin’ny ratsy avy
dia izay no sakambinina
izay soa ‘mena azy indray no ambaniny
tsy ho tafa ianao raha izao no atao ka tohizo
dia hozy izy hoe:”dia maninona?”
tafahoatra izao toe~tsainam~pirina
haza avy aiza indray no nampirinina?
ao anaty betro,feno sekoseko,mba miziriziry ny hoseko(yeah)
aleoko mangina satria
[chorus]
tsy matotra mihitsy
tanora amizao ho aho tsy matotra mihitsy(io)
tsy matotra mihitsy
maika hanambady amin’ny asa tsy misy(‘reo)
tsy matotra mihitsy
tanora amizao ho aho tsy matotra mihitsy(io)
tsy matotra mihitsy
maika hanambady amin’ny asa tsy misy(mandre..)
tsy matotra mihitsy
tanora amizao ho aho tsy matotra mihitsy(‘reo)
tsy matotra mihitsy
maika hanambady amin’ny asa tsy misy(io)
tsy matotra mihitsy
tanora amizao ho aho tsy matotra mihitsy(‘reo)
tsy matotra mihitsy
maika hanambady amin’ny asa tsy misy izy
[outro:stivane & nony mouv]
okey!okey!letsy
izay fa bon’s ialaha fa izay no tena,tena iantsoiko an’laha izay fa tsika koa
mbola misy projet,mbola hiantso baby gial avy eo(hahaha)
ewa bon’s ialaha izany
uh!kuhh!
[outro]
yeah
yeahh!!
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu koncz zsuzsa - szemétdomb
- lirik lagu emil lassaria & f.charm - save the dj
- lirik lagu arciair - разные (different)
- lirik lagu adelyn paik - blossoming in my heart
- lirik lagu друга ріка (druha rika) - я чую (i hear)
- lirik lagu hazy waters - her
- lirik lagu matthew ifield - if i were yours
- lirik lagu cavit güney - yaz beni, çiz beni [yarim yarim ilk arabesk versiyon]
- lirik lagu snypho - control
- lirik lagu l-dup - dunkelheit