
lirik lagu nony mouv - tsy hotr'azy
[intro]
yeah
yeah
yeah
yeah
yeah,yeah,yeah
mouv
yeah
[chorus]
tsara ny ezaka fa tsy makaiza(yeah)
zaza hendry ianao fa ratsy taiza(ianao)
ny rap hono an’azy irery
kay va re?(haha!)
hitako tsy hita ireny f’andreba be
mandalondalo dia miserana(ouuh!)
maheno an’ity ireny serana(po!!)
tsy misy dikany daholo(yeah)
‘zaho tsy hotra an’azy mora very toerana(hah!)
aleo mihitsy hanerana ny nosy(skuuhh!!)
ity rap ity ny anay tsy azo ferana(yeah)
ny mc~nareo mangovitra maheno anahy mampiainga hatezerana(ouuh!)
[verse 1]
hira tsy misy fotony ny an’azy
dokafana ho tsara efa hita hoe ratsy(haha!!)
be kalitao amin’ny vazo mam~f~na fofon~tsigara sy fofom~paraky
sokafy ny sofinao homena fantsy(huh!!)
be watawata ialaha izao mangasihasy
matsignitsigny satria makadiry
fa tsy izay ialaha io no hanambana basy anay manana bazookas(ouuh!)
miala miala sao miakapoka
varimbariana ka lakoko tampoka
fatina hirany tsy mampifantompantoka vahoaka(izay)
miala fa faty antoka ho anay(yeah)
tsara ilay fantsiny fa mampanoaka
angaha tsisy mafimafy noho izay
ampidiriko avy ato dia aty no mivoaka
[chorus]
tsara ny ezaka fa tsy makaiza(yeah)
zaza hendry ianao fa ratsy taiza(ianao)
ny rap hono an’azy irery
kay va re?(haha!)
hitako tsy hita irеny f’andreba be
mandalondalo dia miserana(ouuh!)
mahеno an’ity ireny serana(po!!)
tsy misy dikany daholo(yeah)
‘zaho tsy hotra an’azy mora very toerana(hah!)
aleo mihitsy hanerana ny nosy(skuuhh!!)
ity rap ity ny anay tsy azo ferana(yeah)
ny mc~nareo mangovitra maheno anahy mampiainga hatezerana(ouuh!)
[verse 2]
dein!!pelaka dôly
tsy mahita ambara vao tsy misy môly
arovana boto ny antsoina hoe tompo fa matahoatra ny ho vonoiko irery
‘zaho dia miteny
averiko foana ialaha tsy mamely
maromaro ny mihevitra ho mafy
vao mahita anahy nefa ireny malemy mifintina kely(haha!)
mahagaga
mbola tsy miteny aho d’efa miavaka
lavitra an’ireny anaty lavaka
tsy fantatra dia tsy afaka mihitsy
raha vary tsy masaka
satria manta
manta mohaka izy
izy miseho ho mafy
‘zaho tsy hotr’azy
ampijaliana sipa(ouuh!)(yeah)
[chorus]
tsara ny ezaka fa tsy makaiza(yeah)
zaza hendry ianao fa ratsy taiza(ianao)
ny rap hono an’azy irery
kay va re?(haha!)
hitako tsy hita ireny f’andreba be
mandalondalo dia miserana(ouuh!)
maheno an’ity ireny serana(po!!)
tsy misy dikany daholo(yeah)
‘zaho tsy hotra an’azy mora very toerana(hah!)
aleo mihitsy hanerana ny nosy(skuuhh!!)
ity rap ity ny anay tsy azo ferana(yeah)
ny mc~nareo mangovitra maheno anahy mampiainga hatezerana(uh!)
[outro:stivane]
(hahahaha!!!)
mankasitraka nony a!!
be indray izao ny marary fo ato ho ato a!!
(hahahahaha!!!)
(haaahh!!)(yeah)
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu tjkz (nl) - how to call you
- lirik lagu bill anderson - second thoughts
- lirik lagu mao from sid - 体温(taion)
- lirik lagu yuju (유주) - 오리온자리 (orion)
- lirik lagu babyface staccs - topmack
- lirik lagu felipe renfro - this room smells like yesterday
- lirik lagu lil gabat - blacked out srt
- lirik lagu trotsky vengarán - resistiré
- lirik lagu adelyn paik - let it breathe
- lirik lagu j-kid velocity - “slide season”