
lirik lagu nony mouv - tsy hisy hahasolo anao
[chorus]
tsisy hahasolo anao
tsisy hahasolo anao
tena tsisy hahasolo anao
fa hafa ihany ianao
[verse 1]
haiko hoe tsaratsara tsy ho lany
manintona saingy hoe hafa ihany(ianao)
izay vitanao tsy ho vitany mihitsy
tonga lafatra ianao nefa indrisy(nandao)
[refrain]
ny handimby anao angamba efa tsisy intsony
f’ianao ilay niavaka
[pre~chorus]
tsisy anao aho irery isan’andro
any ianao izay tsy ho hita intsony
iza indray no hamelo~masoandro?
hanazava ilay tontolo mandrahona fa
[chorus]
tsisy hahasolo anao
tsisy hahasolo anao
tena tsisy hahasolo anao
fa hafa ihany ianao
[verse 2]
(yeah)ilay tsikitsiky tsika ireny toa niravona
ho lasa nofinofy sisa,tsy hita fa najavona
izay hitako misitasitaka miavonavona tsy tia
ilay tsiky taloha ireny tsy hay na ho avy na hoe tsia?
tena tsy fantatra izy ity fa hatreto aho mbola miandry hoe:
“iza no handimby anao izay efa nody mandry?”
rehefa nandinika aho dia te hilaza mafy hoe:
“miverena letsy zandry”
f’eto anie ka
[chorus]
tsisy hahasolo anao
tsisy hahasolo anao
tena tsisy hahasolo anao
fa hafa ihany ianao
[outro]
ianao,lasa tsy ho hita ‘tsony
tena tsy misy olona hahasolo anao
ianao,lasa tsy ho hita ‘tsony
tena tsy hisy olona hahasolo anao(yeah)
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu k-star - fantasize
- lirik lagu the fallen prodigy - extinct
- lirik lagu kaj - dra na gambält över de
- lirik lagu zaylevelten - blaze
- lirik lagu the summer set & jax (usa) - miserable
- lirik lagu king eazy - blut an meinen händen
- lirik lagu shayne orok & curserino - your idol (japanese version)
- lirik lagu run river north - don't let go
- lirik lagu poor bishop hooper - the blind see
- lirik lagu candy ken & jostasy - liebe oder lust?