lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - tsy eo intsony

Loading...

[refrain]
manirery aho vao nilaozanao
mangina fa tsy misy namana
izay jereko tsy hisy hahasolo anao
ny hafaliako toa nifarana

[verse 1]
nanjavona nitsahatr’avy ireo hafaliana
f’enao mantsy liana amin’ny tianao
dia nanohy azy any ianao
nifindra lavitr’any ianao
nandeha nisitaka leo ny fisiako ianao
sorena ka dia nandao dia izao

[chorus]
tsy eo intsony
tsy eo intsony ianao
tsy eo intsony
tena tsy eo intsony

[refrain]
manirery aho vao nilaozanao
mangina fa tsy misy namana
izay jereko tsy hisy hahasolo anao
ny hafaliako toa nifarana
[verse 2]
lasa ianao nandao ny tany
tsy hipody intsony
embona no sisa
lasa ianao nandao ny tany
tsy hipody intsony
alahelo sisa

[chorus]
tsy eo intsony
tsy eo intsony ianao
tsy eo intsony
tena tsy eo intsony

[outro]
ah
tsy eo intsony
tsy eo intsony
tsy eo intsony
tsy eo,tsy eo intsony
tena,tena tsy eo intsony


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...