lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - tari-dresaka

Loading...

[nony & mouv]
ugrhh!!andriamanitra ô!fa maninona ary aho izany le?

mbola mitana ve ny fahasalamana?haha!huh!

uh!hmm!mm!ao izay ramouv a!miesora ato amiko amizay ianao fa efa te hiaina am~pilaminana aho io

ao fa kely sisa e!mbola hoentiko hanafika sy handravarava an~drafahantrana sy ny ekipany ary ianao izao androany hariva.hahahaha!

ataovy matotra koa le!

yeh,mbola hiara~hiasa amin’ny tanora maromaro.haha!

mba marina amin’ny mama ramouv!
aho any tsa robot ka hanao hazakazaka lavitr’ezaka lava izao
mba vizaka any aho

aza kamo lahy sy kanosa eo ialaha fa raiso ny antsy lava lela dia apetaho ny saro~tava dia andao handeha isika

shhh!mandreraka

kobon’laha ve ireo?

yeh,hitako io

ireo no manankana antsika tsy hahomby
jereo le stivane,mivanivany fahatany ilay tsy manjary ireo
dia ahoana inona ny paika?
‘zalahy any sady avo no ranjanana no bokona

aleo hangingina ary aloha dia izay kely indrindra no vitaina ny aminy e!

eny ary koa


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...