lirik lagu nony mouv - tadidio
[verse 1]
(yeah)hotran’ny efa hitako izany ity
fa tsy tadidiko hoe oviana angaha lity?
taiza moa?dia iza moa?
fa ilay saiko efa voa
andraso ho akipy mihitsy ilay maso anankiroa
[pre~chorus]
dia nandinika aho fa tena tsy tadidy
mba nanontany hoe:”iza moa raha tsy mahadiso?”
dia hozy ny saiko
[chorus]
tadidio,tadidio
tadidio,tadidio
tadidio,tadidio
f’iza ary?
tadidio,tadidio
koa tsy haiko
tadidio,tadidio
tena tsy tadidy
tadidio,tadidio
f’iza ary?
tadidio,tadidio
koa tsy haiko
[verse 2]
iray minitra izay no lany
hatreto mbola mitadidididididy ihany
f’iza marina ary ito?
aiza ianao fitadidiko?
‘zaho te hanamarina ilay fanontaniko
mbola mihodina ny disika farany
efa manomboka mipoitra ny anarany
aoka aloha
aiza ianao rafahanginana?
f’efa akaiky ity hovoavaly ilay manahirana
iza ity?
[pre~chorus]
dia nandinika aho fa tena tsy tadidy
mba nanontany hoe:
“iza moa raha tsy mahadiso?”
dia hozy ny saiko
[chorus]
tadidio,tadidio
tadidio,tadidio
tadidio,tadidio
f’iza ary?
tadidio,tadidio
koa tsy haiko
tadidio,tadidio
tadidio,tadidio
tadidio,tadidio
f’iza ary?
tadidio,tadidio
koa tsy haiko
[outro]
tsy mety tadidy
tsy tadidy mihitsy
tsy mety tadidy
fa iza marina ary ity?
fa tsy mety ho haiko
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu unbearabledie - умри (die)
- lirik lagu наадя (naadia) - снег (snow)
- lirik lagu sexadlibs - mangled
- lirik lagu barking continues & dissy - x
- lirik lagu drake lol - the ghost of rizzmas past
- lirik lagu someplace - please tell me not to go
- lirik lagu stredneba - without a rose
- lirik lagu 24mirai & sarcxma - dolina scam'а
- lirik lagu la vaiselle - l'indifférence
- lirik lagu money man - no worries