lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - rise up

Loading...

[intro:nony mouv]
halako mihitsy hira hotr’izao tena mandreraka mihitsy
efa tenenina foana hoe tsy ilaina manao hotr’izao ‘tsika mouv a!
(ay!tsy tian’laha hipetraka amin’laha intsony aho izany,te ho faty ialaha izany.ayy,hiala aho izany)
a!a!a!
ao ary,ao ary e!

[verse]
(hey!!)
antsoy ‘zaho hoe nony mouv
matanjaka tsara aho mbola tsy niova
tsy hitan’ny fankan~tsary aho
dia ataon’ireo fary aho hoe mc tsy afaka vongan’ovy
vongan’ovy,zarako ary
(bamm!!)dia miala handehanako ary
(cousin,cousine)miadaladala
ao izay fa mandeha be ny lera,henoy tsara

r~r~ratsy feo lerony dia mi~rap
mitaingina drill avy
te hatao hoe mafy
dia mba mody tia gafy
lasa mampirafy
atao daholo izay ratsy
na tsy te hanao dia mba miafy
satria mba te ho fav’
ts’iza fa ‘laisany mianakavy e!
tsy hay intsony na haninona rangahy be
talentan’laisany koa ilay te ho vehivavy
satria amiko ireo sipa ireo no tena be vava
va~vava misy fa ny saina paokaty
ohatra an’laha mihitsy mora maharary ny ainany
tsy misaina ilay fisainany
boto misaina hono nefa tsy hita ilay fandairany
hatramin’izao mbola tsisy na dia indray mandeha
aiza izao mb’atotony kely ho hitako e!
alatsaho mb’alefaso kely ho hitako e!
ny anao kay toky feno fitaka e!
satria mirehareha dia avy eo maty
mba malaza tampoka dia avy eo tsy hita ery
miseho manangana ady satria mba niseho tv
manam~peo ratsy dia avy eo tsisy mpankafy
aleoko mangina ato f’ianareo miseho mahavita
mitatr’eto ity f’aleo hangina
rap tsisy nony mouv hono mahaliana
dia hozin’ny kof’boay hoe tsy marina(tsy marina)

ataovy ‘rery eo ny anareo dia ketreho tsara ny ozav tsy halaza
ny aty tsy miaraka amin’ny mpiretareta eo daholo ‘laisany fa lasa aho
ataoko amin’ny fanaovana azy ity
fenoiko entana tsara ny bazary
manondroa lanitra aloha izay tsy tia rap enganie harary(bamm)

[outro:nony mouv & stivane]
“toc,toc,toc
stivane ihany ity raha toa mbola tsy kôpy
sanatria,sanatria raha hanolo bato mafana
rap tsy manimba sofina fa mahasalama”
enganie mba handray telephone lery
euuh!!io fa mi~sonne

allô!
allô! stivane
dia ahoana l’ty
dia izao ihany letsy,aiza ianao izao?
aho l’ty mbola
huh!
mbola aty,mbola aty an~dalana,mbola aty an~dalana aho fa
grr!huh!
andefasako rappelle~moi ialaha rehefa tonga any an~trano aho
okey!okey!ary e!manao ahoana ny toetr’andro ao?
mamay be aty fa izay
miandry ny fahatongavanao aho izany a!
ewa!
okey!


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...