lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - ramouv

Loading...

[chorus:mouv]
‘zaho ‘lay ramouv raha mbola tsy fantatrao
maty daholo ‘nareo raha vao tsisy anahy
raha mankaleo ity dia tairo indray tsikerao
tsikerao mba hampisy ny hatsikana
dia manaova raha mahavita mba ho hitanay
f’aza dia faly ny hiteny ahy hoe tsy milay
na koa hoe tsy mahay ity
‘zaho ‘loha dia manaiky fa raha tampitra ity dia ampiako
‘zaho ‘lay ramouv raha mbola tsy fantatrao
maty daholo ‘nareo raha vao tsisy anahy
raha mankaleo ity dia tairo indray tsikerao
tsikerao mba hampisy ny hatsikana
dia manaova raha mahavita mba ho hitanay
f’aza dia faly ny hiteny ahy hoe tsy milay
na koa hoe tsy mahay ity
‘zaho ‘loha dia manaiky fa raha tampitra ity dia ampiako raiky

[nony]
ah!!!fanina aho

[mouv]
milamina f’aza mikoropaka
vao mandalo ‘zaho d’efa misahotak’izy rehetra mihetsika mikorotaka f’ahotsakotsako a!
manaja anahy saingy
[nony]
ajanony

[mouv]
f’hotra matikambo aho hozy nony
hah!zalahy
lasa aiza alony?’lay mpanambany rap hovonoina
ho razana ity hakamony
hoatotatotako amizay mitony
fa forokota be tia manambany
amin’ny kihana fa tsy hita akory
izay mba vahaolam~patany a!

[nony]
forokotan~kevitra maromaro mirehitra
raha vao resa~sanjila hainao ‘zaho tsy miantehitra
mitohy foana ny hirako na tsisy mpitehaka
izay alehako avy eo mandrehadrehoaka fahombiazana
ny hakamoana pehapehako tsy hiaka~tsehatra fa manimba fomban~drazana
mi~rap daholo satria te ho goavana ireo faikam~boto tsisy hiatsam~pazana
maniry ny hitazana fiadanana?
mila milomano amin’ilay fahavoazana
f’efa teo aho niala a!
veloma mampamangy ianao fahantrana
efa leo mandray ariary aho mila dollar
hiondakondanako ambony farafara
[nony & mouv]
alamino
korontano
alamino ho aho
korontano
alamino
korontano
alamino ho aho
korontano

[mouv]
hey nony!apihetseho indray ny demony
f’efa ela nangingina ‘l’izy ka velomy
dia aleo mihitsy hitrerona

[nony]
aoka ‘lony sao miferin’ain’eo lerony
tong’hanao bodongerona an’ity hangalatahaka amin’ilay fihenoina

[mouv]
mora mangatsiaka ny azy rap
fa tsy mampifantoka be roniny

[nony]
mingonongonona mandrerak’olona
tsy miteny tsara f’eo no miolakolana manampy ny olana izay efa misy ity
ts’izy mihitsy ity satria ny vokany hotra ranon~dolana tsy azo tolorana whisky
raha mbola hisisiky
aleo hanandrana fa rehefa leo ve tsy hipitsiky
[mouv]
aza mifikitr’amin’ny fahantrana loatra fa tsy tsara dakao any hipitik’iny
aza avela hiziriziry hanankan~dalana satria manimba anao tsy hitily fahombiazana
rap mira baiboly feno fanabeazana
mankaleo ahy

[chorus:nony & mouv]
‘zaho ‘lay ranony raha mbola tsy fantatrao
lasa mivika ny sipa mahita anahy
raha tianareo ity dia averimbereno ao anatin’ny zerazera amin’ny sofina
tandrineso fotsiny aza miaka~pofina
raha ‘zaho no hatosiny tsy mety mitrosina
tsy misy fotony ito andramo atotin’ary
andramo hirao e!
lia koa tsy ho kofina
‘zaho ‘lay ramouv raha mbola tsy fantatrao
maty daholo ‘nareo raha vao tsisy anahy
raha mankaleo ity dia tairo indray tsikerao
tsikerao mba hampisy ny hatsikana
dia manaova raha mahavita mba ho hitanay
f’aza dia faly ny hiteny ahy hoe tsy milay
na koa hoe tsy mahay ity
‘zaho ‘loha dia manaiky fa raha tampitra ity dia ampiako raiky


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...