
lirik lagu nony mouv - nilaozany
[intro]
neny tia anay,lasa ianao
sambany aho no nandray dia lasanao
sambatr’aho fa mitsiky rehefa milalao
fa ny an’i dada kosa alahelo lava izao
[verse 1]
rehefa hariva ny andro,tonga dada
tonga avy niasa,manembona ny lasa
rehefa mijery ny sarin’i neninay
nefa hataoko ahoana fa ny lasa tsy hay antsoina
ny marainan’iny narary zokinay
dokotera nilaza hoe sarotra tsaboina
[verse 2]
samy kivy,indrindra dada
‘zaho mba mampitsiky,f’izy tsy mitràka
maloka ny andro
fa mafy ny mahazo
lasa any amin’ny hopitaly
i dada androany
namihina ny marary
avy eo nifindrany
[verse 3]
dia nantsoin’i neny razoky vavy
i dada tsy namela fa nifikitra ihany
ly voloriko mbola mamazivazy
‘zaho moa tsy nahateny satria irery hatrany fa
[outro]
nilaozany,nilaozany,isan’andro ilaozany,nilaozany
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu archaic3 - watcha gonna do
- lirik lagu eycin - chi migi
- lirik lagu ezginin günlüğü - mutlu aşk vardır
- lirik lagu shilpa rao, karthik - aahatein
- lirik lagu marlhy - debbie downer
- lirik lagu charlysayz - co-exist
- lirik lagu shallyfloyd - benz
- lirik lagu eve - who's that girl? (c.l.a.s. remix)
- lirik lagu fresh verse - a raw statement
- lirik lagu jxwelzzz - lame niggas.mp3