lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - moramora

Loading...

[chorus]
moramora(ayy!)
moramora ihany(ianao)
moramora(ayy!)
moramora ihany(ian..)(ouuh!)
moramora ianao(ayy)
moramora ihany(sao dia)(ouuh!)
moramora(ayy!)
moramora ihany(hmm!)

[verse 1]
milamina ihany ianao rehefa miakatra ilay tosi~drà
fantampantako ihany mantsy ianao io rehefa tezitra
aza misendoatra fa sao dia makaiza
lasa any ankoatra any ianao izay vao ho taitra
bakoly lovia moramora sao ho vaky
ilay tany mihodina mora f’ianao no maikamaika
maika hanambady amin’ny asa tsy misy(ha!)
(uh!)tsy aleo mihitsy aloha mijanona fa
mampitombo antontan’isa ny isan’ilay fiainana efa tsy milamina,tsy misy hanina(ouuh!)
tena mandreraka anahy izao mba sanina
tena mahafanina(ouuh!)
tsara ny andro fa saingy mafana(ouuh!)
izany ka hoe tena tsy mahafaly ahy(humm!)(ouuh!)

[chorus]
moramora(ayy!)
moramora ihany(ianao)
moramora(ayy!)
moramora ihany(ian..)(ouuh!)
moramora ianao(ayy)
moramora ihany(sao dia)(ouuh!)
moramora(ayy!)
moramora ihany(huh!)
[verse 2]
alina ny andro
moramora sao manaitra mpatory
moramora ilay onjaka esory
mandeha ny ora f’avelaro ilay fizarana roa
f’iza indray aloha no naka an’ilay fizahana roa tato
(uh!)iza?fa hototako ny vato ilay hitsany hanao lamako
halany loatra ilay zavatra ataoko
dia ‘zaho no lazainy fa hotran’ny fako
dia raha ‘zaho no fako izy vao maika loza fa tsy ampy kitoza sy tsy ampy sakafo
maranin~tsaina fa marary saina be lazaina mahita anahy hafahafa
miferin’aina izy satria fantampatany aho fa ho lasa lavitra sy ho tafa(io)(ouuh!)

[chorus]
moramora(ayy!)
moramora ihany(ianao)
moramora(ayy!)
moramora ihany(ian..)(ouuh!)
moramora ianao(ayy)
moramora ihany(sao dia)(ouuh!)
moramora(ayy!)
moramora ihany(huh!)


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...