lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - miteny amina vato

Loading...

[intro]
(yeah)(yeah,yeah)(yeah,yeah)
(yeah,yeah,hmm)

[refrain]
tafa nareo ‘zaho no sisa
rendrik’aho tsy tafita
miezak’aho na tsisy mpahalala
nandra aho dia fosan’ny sipa
hendry aho fa tsy maditra
miavak’aho dia be ny mpankahala

[verse 1]
kivy aho aleo tsy miteny
ny mpankahala tsy mba tara amin’ny fanompana ahy reny
izany hoe tsy raharahiko izy fa mbola handinik’eny
dia mba tantarako anao ity nefa ianao tsy mivaky loha
hozy ianao tsisy idirako ity f’andraso hovako loha
izany hoe moa tsy maninona ‘zaho koa moa mbola kely
tsisy mihaino aho fa vinyl di’eto aho miteny irery

[chorus]
miteny amin’ny vato
miteny amin’ny vato
tsy hifoha,tsy hifoha
lasa mandalo foana ilay zava~mahasoa(huh!)
mampalahelo aho raha vao sendra ilaozanao
izay no mahatong’ahy mba manoratra
mihira ho anao
mihira ho anao
mihira ho anao(yeah)
mihira ho anao
mihira ho anao
mihira ho anao
[verse 2]
(yeah)mihira ho anao aho satria mba tiako hijanona ianao anio
‘zaho tsy mc hanakivy anao ‘zay ‘loha dia tadidio
diovy sainao mba hadiio
resam~pantsy aloha hadinoy
satria ‘zaho leo sahady an’io
sady tsy hitako izay fafin’io
tsy hita izay voka~tsoany
doranao aho dia mandevy
fantsinao aho nefa tsy nandrebireby anao na d’indrepa
faly ianao fa namono olona dia mba nahafaty
dia tohizo letsy fa tsara ny manao ratsy
vonoy izay tsy mety aminao
vonoy daholo hiala
vonoy ny tsy nandako anao dia tohizo fa tsara
kôzy aza amelana
fa rehefa maty aby ny tsy tian’laha
di’ialaha ihany no hamono an’laha ka miomana

[chorus]
miteny amin’ny vato
miteny amin’ny vato
tsy hifoha,tsy hifoha
lasa mandalo foana ilay zava~mahasoa(huh!)
mampalahelo aho raha vao sendra ilaozanao
izay no mahatong’ahy mba manoratra
mihira ho anao
mihira ho anao
mihira ho anao(yeah)
mihira ho anao
mihira ho anao
mihira ho anao
[refrain]
tafa nareo ‘zaho no sisa
rendrik’aho tsy tafita
miezak’aho na tsisy mpahalala
nandra aho dia fosan’ny sipa
hendry aho fa tsy maditra
miavak’aho dia be ny mpankahala


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...