
lirik lagu nony mouv - misie milay
[intro:mr sayda & nony mouv]
allah
nony mouv
ah!
yeah
amesa
ok!
ay!
[verse 1: mr sayda & nony mouv]
aza mitsapa sao dia vaky loha malemy e!(ouuh!!)(‘mesa)
mi~rap hotra mi~letse mamaky aloha mamely e!(yeah)
‘fona ho aho
jehova mamelà(uh!)
mpanota fa lehilahy
fa tsy hampandihy ny aorinany eny am~body camera
m~m mihaja be(hii!!)(alefaso sayda)(nony mouv)
a!!tsy aki~fanopa reny e!(yeah)
satria ny mc be fialonana efa nanompo ahy ireny e!(ouuh)
efa nomeko ny tadiaviny
tadio ve ho aho no iadivany?(haha!)
sao dia mc mitapy ity fa tsisy hitsisy an’lisany(yeah)
lazao hoe firy ny isany
fa ity tsy resaka fantsifantsy
million d’ariary ny lokan’asy ho lalaovina atsy ho atsy
[refrain:mr sayda & nony mouv]
izahay rehefa mi~play hotra milalao babyfoot e!
day by day mi~shoot shoot e!
fa mandresy izay vao mody e!(yeah)
satria m hotran’i misie
m hotran’i mouv e!
ialaha manao jupe plissé
tsy hotra anay mitondra loza e!
[chorus:mr sayda & nony mouv]
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
m hotran’ny misie
m hotran’ny mouv e!
[verse 2:nony mouv & mr sayda]
razana ialaha raha toa ka mahery tsy maody e!
taloha ‘zaho nahifikifika fa izao efa lamaody e!
aoka sao dia sipa manjakely indray no handeha hikôty e!
‘zaho mibôsy e,mba ho boss e,handôboka milliara am~paosy e(hah!)
rehefa tsy hi~rap mikisaha na maka sisiny
ny rap~nao rehefa mamantsy toy ny lelo ka ahisina
‘zaho m~n~la anaty rap inoako fa mialona tenisany
anontanio an’i agrad mpitarik’aho fa tsy ho taritiny(yeah)
‘zaho ilay takotakona fa vao nipoitra aho dia ny daomy tapina
tsy mila doka aho fa mikiry miafina lelafina ny paradisa fara~tapony
raha tapi~dalak’aleha aza aty no mandeha f’any amin’ny ogh raha mila fantsy patiny ho an’ireo mila vaniny,hoanariny,hoamboariny,mba marina
alao isika efa milamina
miheno sayda anaty vam
na eto mada,na any à maurice,na any à la rome,n’any à paname(stivane)
‘zaho mahinitra laza hiakatra level
misie milay mivazo be ambany tour~eiffel
[chorus:mr sayda & nony mouv]
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
m hotran’ny misie
m hotran’ny mouv e!
[verse 3:mr sayda & nony mouv]
album agrad is fa f~ck ny pirate e!
ialaha niheno an’i kaaris izay vao mody tia rap e!(‘reo)
‘zay kery,o’kabe,tabda,’ngiah be(haha!)
opta mbappé fa tsy tapidalak’aleha(hotr’anao)
fitaizana anay kolo~tsaina vrai(izay)
freeste ny gouter anay taloha vao recré
a chipper à chopper hatreny amin’ny quartier
tsy maniaky ho lololakon’ny bandina parfait(mivoaha ‘laisany)
saina malalaka fa tsy mipataloha
raha hendry ianao dia avereno ny rap~nao taloha(okey)
fa izahay kosa alao hanao ny anay fa tsy efanao ny anay(uh!)
alao izay mpankafy anay hirevy di’hanao haut les mains(zandry a!)
[refrain:mr sayda & nony mouv]
izahay rehefa mi~play hotra milalao babyfoot e!
day by day mi~shoot shoot e!
fa mandresy izay vao mody e!
satria m hotran’i misie
m hotran’i mouv e!
ialaha manao jupe plissé
tsy hotra anay mitondra loza e!
[chorus:mr sayda & nony mouv]
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
m hotran’ny misie
m hotran’ny mouv e!
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu g princess - шаришь за принцессу
- lirik lagu salunare - marilyn monroe
- lirik lagu trizz (uk) & busygettinlizzy - cycling mikey
- lirik lagu sbassbear - interior design to die for
- lirik lagu drigo lyma - milhões de páginas
- lirik lagu uziputos - tudo bem
- lirik lagu alex gatica - croqueta
- lirik lagu rich brian - bumpy road
- lirik lagu kim wilde - hope (electric penguins remix)
- lirik lagu napalm death - success? (live 1990)