lirik lagu nony mouv - mifoha
[intro]
grrrrum,grrhum!!
ahoana re izany e?
aleo tonga dia petahako
[verse 1]
(yeah)nirava nianatra ny ankizy rehetra rehetra
notsenaina tamin’ny fiara izay nibotsina poketra
manan~katao ilay manana ny etsetra etsetra
tsy niakatra tao izay nahantra fa mba naniry ny hitoetra
dia nianatra mafy mba hampitombo ny an~tanana tsy ampy
kanefa tsy tafa satria izay nivoaka avy ao dia tsy an’asa
voahilika ny madinika fa ny deba no tafita
malagasy miray hina ô!izany ilay tantarantsika
[verse 2]
mahonena isika hatao ahoana e?
ilay fahaleovantena tsy hita fika fa misaona e!
foana e!fahoriana fijaliana foana e!
firaisan~kina aza avela ho dilan’ny fotoana e!f’amboleo
ataovy an~tsaina isika fady leo
fahantrana efa azonao
fijaliana efa ady ireo
k’adonao,hidofotra hanjavona
tanora ô!aza miafina,mifohaza ho an’ny firenena f’ianareo no ho aviny
[chorus]
fandrosoana mila imasoana ny fahasahiana mbola somary anesorana fahatahorana
izay ilay fahatanorana efa misy fahavononana
saingy indro kely mbola tsy ampy fahamatorana
[verse 3]
hafatra ho an’ny tanora
mila miezaka mifoha satria ilay fiainana tsy mora
takio ny zo f’aza avela ho difin’ny ora
anakanjaf ampio izahay f’aza dia atao hoe matahora
[outro]
eh!tsy nandray taratasy any aho nanao an’io
(haha!)
(yeah)
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu pirlo - una vez mas
- lirik lagu lustty - adventure time
- lirik lagu keronica lectronica - life's too short (better fuck me up the arse)
- lirik lagu black dynasty - money is a factor in the "o"
- lirik lagu coby - kasandra
- lirik lagu makenzie jade - total machine
- lirik lagu djadja & dinaz - bénéfice net
- lirik lagu bigbabygucci - percs & lsd
- lirik lagu jordanisdead - separate me
- lirik lagu dziadek1979 - kiedyś i teraz