lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - matsatso

Loading...

[intro:stivane & nony mouv]
tairo mandatsaha mésure efatra ialaha dia tohizako ny mésure efatra afaran’ny mésure an’laha
ok ary
tsika lity manina an’laha nony le
haha!
tairo f’ampitso tsika mitsam manao in’izao
dia izy deha
ialaha lity tsa kobo mihitsy
uh!huh!
tairo alatsaho izy
alatsaho izy
efa izy ny ahy
andraso ary
hotr’izao ary e!
hmm,mmm
ayo
alefaso mihitsy izy
uh!yeah

[chorus]
aiz’avy
nankaiza avy
toa tsy hita
toa tsy hita avy ireo akama
nanjavon’avy
tsy hita,tsy hita
fa lasa aiza avy angaha?
[verse 1]
isan’andro manirery aho
manimanin’azy ireny aho
rahoviana angaha vao hiverina?
ireny ora mamy efa voatelin’hatrizay
mba tiako hiverina eto indray ireny
ora mamy fahakely
mamy toy ny tantely
satria androany aho mantsy
sendra nijery sary ka nahateny hoe

[chorus]
aiz’avy
nankaiza avy
toa tsy hita
toa tsy hita avy ireo akama
nanjavon’avy
tsy hita,tsy hita
fa lasa aiza avy angaha?

[verse 2]
(yeah)tato ho ato aho vangin’embona
tsisy akama mam~n~l’aho hila higebona indraindray
hizara revy ‘rery ho an’ny tenako aloha tsy milay
mahatsapa mihamanan~karena aho rehefa tojo anao io
efa firy taona izay tsy nihaonana?
tsy haiko aloha fa misy fotoana az’aho tsy mahinan~kanina
mieritreritr’anao hoe ianao koa ve ho aho mba manin’ahy?
[break verse:stivane & nony mouv]
aho koa moa manina an’laha foana aho
hum!k~m!
ialaha lity tsa kobo mihitsy
aho lity efa ela bе no manina an’laha
haha!
asi..asiantsika mitsam improve be dia
sa hoe ahoana?
tsy kobon’laha hoе izahay koa tsy mamely
(yeah)
kobon’laha efa..
‘zahay koa anatin’ny herin’andro mila hoe mi…
haha!
anatin’ny “une semaine” ‘zahay koa mila hoe miteny
‘zahay koa tsy milavo lefona
efa kobon’laha

[chorus]
aiz’avy(aiz’avy)
nankaiza avy
toa tsy hita
toa tsy hita avy ireo akama
nanjavon’avy
tsy hita,tsy hita
fa lasa aiza avy angaha?
[outro]
mangina ety vao tsisy anao
mangina ety vao tsisy anareo
efa ho isan’andro izao izany
nefa hatao ahoana moa fa izay no eo na leo ary
fahanginan~dava izay no mba akamako ato
tsapako fa indraindray ‘l’izy tena mampisento
raha v’ilaozanao ilay fiainana ho aho dia matsatso no reko


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...