lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - marary an-doha

Loading...

[chorus]
maharary ahy ny an~dohako
maharary
dia eo am~pandriana no mampitony azy

[verse]
malemilemy
manjavona fijery aho izany
lasa ny tsiky fa maharary
manangam~panina ny maso
izay sakaf’ho hanina matsatso
mahakivy ahy
mila mpitsabo fa maharary
sorena lava aho
fa matory lava
mba te hiala teto nefa

[chorus]
maharary ahy ny an~dohako
maharary
dia eo am~pandriana no mampitony
maharary ahy ny an~dohako
maharary
dia eo am~pandriana no mampitony azy


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...