lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - mamy ny miaina

Loading...

[intro]
(yeah)(huh!)
nony mouv,nony mouv(yeah)(huh!)

[verse 1]
aleoko maty rahampitso toy izay aho maty androany
mamy ny miaina,tsapako fa tena mamy
na fahantrana lava aza ny eto amin’ny tanindrazanay
‘zaho manantena fa mbola hisava io indray andro any
mamy ny miaina letsy satria tsy voavidinao iray hetsy na ny atsasany
kôziko sao tsy fantany
manaova ny tsara fa na ho ela na ho aingana tadidio fa tsy maintsy mbola hiantso anao ny fasana
efa firy izao ny lasany
efa tsy voaisa
tsy miverina izay tratrany,tsy mifidy an’iza an’iza izy
na lehibe io na ankizy
na kof’boay na apis
androany ianao salama fa tsy fantatrao ilay ampitso
k’aleo manaja tena
tokana ny aina raha ilainao mitandrema
hafatra kely ho antsika manam~pahendrena
mandona fo ny voadonam~pitiavana
fa dia resam~pitiavana ve no hamononao tena?
[?]
(mandona fo ny voadonam~pitiavana
fa dia resam~pitiavana ve no hamononao tena?huuh!)
[verse 2]
(yeah)isan’andro tsapako fa mamy ny miaina
mozika rap no iainako ato isa~maraina
tsy mety kivy aho na dia hoe vitsy ary ny mpankafiako ato
tena(yeah)tena tiako ity ka ity no hataoko
dia manopa anahy ireo tsy tia
mamy ny miaina efa hainao amizay ary izy ity
k’aleo mitandrina satria ny ratsy koa tsy kely lalana
hisakambina aminao dia amizay ianao mba namany(yeah)
mba handry am~piadanana,na tianao na tsy tianao tsy maintsy handom~baravarana izy indray andro any
f’izay ilay eto an~tany,maro no efa lasa izay nampitomany saingy
izay no lahatra aza hadino misaotra an’i ray satria be voninahitra izy
tsy hitsahatra izy ny hangala antsika zanany
tadidio f’izao rehetra izao mbola asa tanany
lava raha ho tantaraina(yeah)
satria mameno solosaina(huh!)
mandеha ny lera ka hajaina
aleo ‘loha ity faranana
fa kely ny aina ananana
alеoko vitsy namana satria mamy ny miaina(yeah)


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...