
lirik lagu nony mouv - malagasy aho
[chorus]
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
[verse 1]
be ny sipa no miteny ahy hoe tsy manam~pitia
tsara daholo nareo f’aleoko ihany maka an’ity
sipa bikana feno hatsarana
ahitana hamanjana izay maka endrika sary tongotra havia
tiako izy satria mampalahelo ahy ny tantarany
miondrika lava izy rehefa eo anatrehan’ireo namany
hila hivaro~tena mihitsy izy amin’ity tsy fananany
izy tokony hinono indray ity no nonon’i mamany(ayy)
miondri~dava hotra anahy izahay samy tsara fanahy
fa izao no tsy nampitovy izy vehivavy ‘zaho lahy
ny anarako nony mouv fa ny azy gasikara
oay tena tsy izay kay moa fa madagasikara
‘zaho malagasy,ianao malagasy,tsika malagasy indrisy mbola misy mifamotika
miady ny ato sy ny ato mifamono mifanaratsy
farany ilay madagasikarako very
lasa miondrika
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu oz the oddz - damnpasar
- lirik lagu josh lumsden - locked inside
- lirik lagu fee (pol) - do przodu
- lirik lagu robert benfer - chili dog hands
- lirik lagu benda & rzrkt - killa
- lirik lagu no prisoners - wishing well
- lirik lagu petra sihombing - kau & canggumu
- lirik lagu clax - i got cashgoat
- lirik lagu jenna simons grande - unlike most superheroes, i can battle with song
- lirik lagu voo-doo church - flesh