lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - kof'boay

Loading...

[verse 1:agrad & nony mouv]
izao sahady ialaha dia kivy
toa mandamaka am~pandriana nefa ny andro efa amin’ny sivy(yeah)
(ny andro efa amin’ny sivy,hmm,hmm)
hamelona fa tsy ho velomina
vitan’ny hafa viatanao io fa ny ambim~po mba domina(ayy)
(ny ambim~po mba domina)
atsaharo ny kanosa
ialaha tsy mpanonofy fa natao hanantontosa
mama tsy ho eo foana ka noho izany milofosa ialaha(stivane)
ny ilaina ny sandry
ampiasao amin’ny tsara ry zandry
anjaran’laha miandry
courage ialaha andehana mitady

[chorus:agrad & nony mouv]
tandremo ialaha mitomany fitia
fady antsika bandy izany letie
ny ankanesantsika ety
hoesedraina mafy,hosedraina mafy,hosedraina mafy
tandremo ialaha mitomany fitia
fady antsika bandy izany letie
ny ankanesantsika ety
hoesedraina mafy,hosedraina mafy,hosedraina mafy(ayy)

[verse 2:agrad & nony mouv]
mandia tany tsy maintsy lena(yeah)
fa ny orana mikija(ayy)
mianara ialaha mba hahaleo tena
tsy hiankin’amin’iza an’iza(yeah)
na ho mora na ho mazana
mipararetra ireo mpitazana
ialaha no mpilalao,mpilalao(hmmm)
[verse 3:nony mouv]
mankasitraka amin’ny fampitrakana
mafy ilay ady mianjady tena tsisy hakana
aina fa mifoha maraina d’efa laina ny saina efa mailaka
ny haka rano,na dia kamo aza tsy maintsy miaina ka
na dia rerak’ary
ny mpandray anjara fototra tsy maintsy mijaly
kof’boay ialaha ka miaritra na dia maharary
iriako an~tanam~polo mba hahita ny mamy
indray andro any fa(ayy)
miezaka mba tsy hahantra(yeah)
tadidio fa ny eto an~tany lakalaka(ouh!)
eo ny ambony,eo ny ambony
aok’ho tony ilay tomany
aza kivy fa(ayy)ialaha io tsy maintsy ho tafa(yeah)
fikiro ilay tanjonao di’aza miheno izay ankorany
satria tsy hafaliany ilay mahita anao mikorana
ekena fa tsy mora ilay miaina raha tsisy vola
isan’andro mivonoana ialaha mitraka na dia maro aza ny olana

[post chorus:nony mouv]
vit’io fa atreho
farano hatreo
ny ondrikao ho rava

[pre~chorus]
na ho isan’andro aza ianao no miafy ny jaly
tadidio fa indray andro any ianao ho tojo hafaliagna ka tandremo
[chorus:agrad & nony mouv]
tandremo ialaha mitomany fitia
fady antsika bandy izany letie
ny ankanesantsika ety
hoesedraina mafy,hosedraina mafy,hosedraina mafy
tandremo ialaha mitomany fitia
fady antsika bandy izany letie
ny ankanesantsika ety
hoesedraina mafy,hosedraina mafy,hosedraina mafy

[outro:agrad & nony mouv]
kapaina ialaha(yeah)fa tsy mba hita fery e!(yeah)
iaretan’laha izay(yeah)aretin’ando kely e!(yeah)
ny gripa sy ny sery(yeah)
re an’laha izany,re an’laha izany f’ialaha tsy mitaraina velively(yeah)
aza hadino f’ialaha soldat


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...