
lirik lagu nony mouv - fampitrakana
[verse 1]
(ay) zandry a!
aza miondrika mitrakà na dia mafy ny ady a!
mierena aza kivy ny adidy mbola be ny miandry a!
mbola hamelona ankizy mbola hitady vady a!
hiasa aby iny mbola izy mitrakà ry zandry a!
na mahantra ialaha aza kivy
raiso foana letsy ny adidy
an’ny mpanana ny mamy
f’an’laha foana ny mangidy
dia miaritra ialaha(yeah)
miaritra tsy kivy
iereto fa amin’ny farany an’andriamanitra misafidy
ay kôzy izany e!tsy mba hanihany e!
ialaha raha te ho tafa dia mila miaritra hatrany e!
dia aza malahelo fa mba miezaha mifaly e!
miezaha hatrany e!fa ho tafa ialaha indray andro any e!
isan’andro aza hadino ny mivavaka fa andriamanitra tsy mba manary anaty lavaka
izy miaro foana(yeah)
miaro an’laha tsy hijabaka
ho avy ilay fotoana d’ialaha mivonona hoe tsy maintsy ho tafa aho ka
[chorus]
na sarotr’ary ny ady amin’ny fahantrana
aleo handeha fa matiko any
tsisy deba tsy ho faty izany,nofy izany
na sarotr’ary ny ady amin’ny fahantrana
aleo handeha fa matiko any
tsisy deba tsy ho faty izany,nofy izany
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu halestorm - i gave you everything
- lirik lagu the accidentals & kaboom collective - shoulders of giants - reimagined
- lirik lagu neutro shorty - venezuela*
- lirik lagu almaxerr, 60whxte - нет дороги назад (there is no turning back)
- lirik lagu swaggerboyz - afip (remix)
- lirik lagu ugo crepa - la canzone che ti meriti
- lirik lagu sheed & lord rio - we bangin'
- lirik lagu courtney love - life despite god - edited
- lirik lagu robski. - pangako
- lirik lagu reneé rapp - leave me alone (clean version)