lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nony mouv - demony

Loading...

[verse 1:nt aray & nony mouv]
aza manangana secte ivelan’ny drill(fa)
sao tsy mahay d’imehezan’ny k!lla
miseho mba miavaka
te ho atsipiko any anaty lavaka
dia mihizingizina be(ggrruhhh!)
alao ny devoliny fa be dia be
mandreraka(mandreraka)manelingelina hoe
maheno azy eraky ny ara~be
dia io,io(miala daholo)sintomy zalahy
aza avelavela(miala)hialangalana
tady hamboly fisaraham~bazana
tena mahatezitra mampihidy vazana(mandreraka)fa
ny tokotaninay ilalaovana
misitaka nefa tsy ho aiza ialaha
fa hitako foana ilay sôranao
manangona an’izao rehetra izao
nefa ity ihany no tsara(hmm!)
miavaka raha atao hoe samy star
f’amin’ilay be mpitsidika raha ohatra bar
dia hiaka farany raha resaka fiara
eh!!ianao manahoana?(hmm!)
hanaraka sa hoe hisaona?(aleo aho hi~)
‘zaho mampiomana fa tsy hoe manozona
nefa tandremo voatsindrin’ny trozona
[chorus:nt aray & nony mouv]
tompo ô!(haha)
hamasino ny tenany satria itangoronan’ny demony(aaaaaaaay!!!!)
ha~ha~ha~hamasino ny tenany
tompo ô!satria feno(prrrrrrr!!)demony(dem~dеmony)
hamasino ny tenany satria itangoronan’ny demony
ha~ha~ha~hamasino ny tenany
tompo ô!satria fеno demony(de~demony)
hamasino ny tenany satria itangoronan’ny demony(demony,demony)
hamasino ny tenany
tompo ô!satria itangoronan’ny(prrrrrrr!!)demony
ha~ha~ha~hamasino ny tenany satria feno demony(dem~demony)
ha~ha~ha~hamasino ny tenany
tompo ô!satria feno demony
ha~ha~ha~huh!
demony

[verse 2:nony mouv]
mampadihy tongotra eo daholo dia neuneuneuneu(haha)
hotra sambany vao nahita
drill aho drill,tsy fantatra hoe inona?
hafa ihany ho aho ny rap
n’iza n’iza hitata eo omeko(prrrrrrr!!)ny tsirona
hah!!oay tsy nampoiziko indray ity
fa ahoana?ary tena toa tapa~tsinay ‘n~dry
aok’izay,dia ao ity ajanony,ajanony
[inirah]
(laingany izao fa tohizo)

manafitohana,raha tratrak’eo tena ‘loha(ataovy tratrako eo)dia kapohana
fa madiditra tsy mety ho baikoana(hmm!)
jereo ity ataony
inona angaha no nofoahany a?
fa tsy haiko mihitsy
hotran’ny hoe deba tsy mandray baiko izy(ma…)
dia nandihizany ity
notohizan’i kiala tsy vanona be dohiaka
sanatria hotran’ny akôarandriaka tena misaosao hotran’ny hoe amaniako(ama…)
atsaharo ity ho aho fa m~n~lika
f’inona mihitsy no tena tadiavin~driaka
(uh!!mitady)
te ho loaka hotran’ny gisa ve ity tava kely hitsaka?(uh!!)
ny hamafisan~dohanao ho aho atsaharo fa mamizak’e!(mami…)
na zanak’iza tena dia didiako hotran’ny(he~he)hena
dia tava efa tapa~doha sisa no tavela(vela)
dia tsy voaisa ireo rany mitsoriaka(yyaaaaahhh!!)
dia mihiaka foana aho hoe atsaharo ity ho aho fa tsy henoiny(ayy!!)
fa tena angaha efa te ho any am~paradisa ho lasa lolo

[chorus:nt aray & nony mouv]
tompo ô!(haha)
hamasino ny tenany satria itangoronan’ny demony(aaaaaaaay!!!!)
ha~ha~ha~hamasino ny tenany
tompo ô!satria feno(prrrrrrr!!)demony(dem~demony)
hamasino ny tenany satria itangoronan’ny demony
ha~ha~ha~hamasino ny tenany
tompo ô!satria feno demony(de~demony)
hamasino ny tenany satria itangoronan’ny demony(demony,demony)
hamasino ny tenany
tompo ô!satria itangoronan’ny(prrrrrrr!!)demony
ha~ha~ha~hamasino ny tenany satria feno demony(dem~demony)
ha~ha~ha~hamasino ny tenany
tompo ô!satria feno demony
ha~ha~ha
demony
[outro:nony mouv & inirah]
grruhh!!
mandreraka mihitsy
izay ka!!!
nitengina drill ka!!
mahasosotra mihitsy
mbola ho azoko ianareo fa andao moa,hmm
dia hanao inona moa izato izy?
ayy!!henoy ary ity


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...