
lirik lagu nony mouv - bedin'i pasitera
[chorus]
tena ho bedy aho ny androany
ho bedy raha hitany
tsy ho efa impiry izay no tsy nidirako teny
raha hitany aho dia ho ankahalainy
[verse 1]
(yeah)alahady ity ny andro
handeha hiangona indray izany f’efa ireto ny akanjo
malaina ny handeha satria efa ela be aho no tsy tany
aleoko mandefitra hilentik’eny ny tena androany
aleo ‘loha miomana
hitafy an’ity henatra hitselatr’eny am~piangonana
tebiteby no isalorana
maneso an’eritreritra izay hitako mivolana hoe
nahazo mavesatra io dia aty no hitonantonana
tsy izany anefa ny olana fa
[chorus]
tena ho bedy aho ny androany
ho bedy raha hitany
tsy ho efa impiry izay no tsy nidirako teny
raha hitany aho dia ho ankahalainy
[verse 2]
(huh!)mivavaka foana aho na dia tsy makeny aza
tadidio fa ireo mankao ireo no mpiatsaravelatsihy
haratsiana no tafiana fitafy tsara
izahay boto maloto fa ny aty anaty tsara
aleo hazava f’izay no zava~misy
mody mibebak’izy f’hanota amin’ny ‘lakamisy,mandeha ny sera
mitobatobaka sy mihamitsovaka izao ny hatezerany,hoazerany raha maheno an’ity ka izay vao tena
[chorus]
tena ho bedy aho ny androany
ho bedy raha hitany
tsy ho efa impiry izay no tsy nidirako teny
raha hitany aho dia ho ankahalainy
[verse 3]
na ho halany any aho tsy maninona
boto fitafy ny aty fa masina ra’halalinina
aleo hanozona fa ny lamosina miheno azy
ny mitakosina aminareo koa no tsy tiako mantsy ry mpiatsaravelatsihy
midofak’amin’ity rano mantsina fantsiako any f’hotra miseho masina avy
mandreraka,tia vola amin’ny fomba ankolaka ka mampamelaka no mahatofoka
androany aho tsapako fa tena sosotra satria
[chorus]
tena ho bedy aho ny androany
ho bedy raha hitany
tsy ho efa impiry izay no tsy nidirako teny
raha hitany aho dia ho ankahalainy(hmm)
[outro]
tena ho bedy aho ny androany
ho bedy raha hitany
tsy ho efa impiry izay no tsy nidirako teny
raha hitany aho dia ho ankahalainy
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu sylvie vartan - il me fait de la magie
- lirik lagu cairo (tur) - zordu
- lirik lagu cartoon, leowi & siimi - do it all
- lirik lagu oz the oddz - wings
- lirik lagu annika bennett & olivia barton - we played a game
- lirik lagu jayovsn - special
- lirik lagu grim brxzy - bad habits
- lirik lagu moğollar - ben anlamaz
- lirik lagu the shadeless emperor - an ember gale
- lirik lagu kiid katze - what i break