lirik lagu mika sy davis - tagniniako
Loading...
’zaho zegny rô te hahita anô
manembonembona anô isan’andro
’zaho zegny rô te hitroatra aminô
’zaho manofy anô isank’alina e!
tsy diniko eky (tsy diny e)
ny hatongavanao ankilako aketo ê
ny hipetrahanao ankilako aketo ê
ny hibodoanao anilako akeo , zay tagniniako ô
tsy diniko eky …
gzay tagniniako ô, gzay tagniniako ô, gzay tagniniako aminao
leky mbô azonao atao , mitongava malaky
’zaho jerijery anao mafy dia mafy
leky mbô azonao atao, aza mangataka andro
’zaho manimanina anô foana isan’andro
tsy diniko eky (tsy diny e)
ny hatongavanao ankilako aketo ê
ny hipetrahanao ankilako aketo ê
ny hibodoanao anilako akeo , ’zay tagniniako ô
tsy diniko eky …
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu olnl - error
- lirik lagu butternut - coco nut
- lirik lagu bright campa - tom and jerry
- lirik lagu rohan quan - watermelone
- lirik lagu bom bom - doce amor
- lirik lagu shyboy - next girl
- lirik lagu caveleon - follow me
- lirik lagu maiara & maraisa - meu, dele, nosso
- lirik lagu superare - run
- lirik lagu yoshi24k - wait on