lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mackinley music ft mymen kaid - tsy ahitan-doto

Loading...

intro:
okay okay okay… tsy ahitan~ doto, you know?
mackinley music motherf~ckuuh, sivy folo k!lla, n~gga

refrain:
tsy ahitan~ doto, tsy ahitan~ doto
tsy ahitan~ doto, mitapy be ny street, kiala tsy ahitan~ doto
tsy ahitan~ doto zany kiala, tsy ahitan~ doto zany kiala
tsy ahitan~ doto zany kiala, za tsy miteny maloto oz’kiala

jahmisa:
milalao vola, sady miala voly, fa tsy mivaro~ body zany kiala
mc~cke dia msh~t dia mbaise, zany mintsy hono no tena tin’i kiala
izy nefa mody nandra, hapitapy anireo boto nandra
tsy ahitan~ doto, mitapy be ny boto, izy sady manja
mitandrema lesy man ah, fa io sipa io mahay
mampfila lesy man ah, nenlah no alainy
tsy otr’zao ilay fiainanio eh, saro~ tava fotsiny nenio eh
lalana ho diavina nenio eh, tsy mitovy ny omaly sy ny anio eh

kaid:
f~ck, enao toa mampiesona
mievitra anah vendrana, miesona, lainga no asesiny
ny any an~ tsaina velesiny, tsy fantsy fa efa lefona, ny fonao tandremo sody goka
kiala aloha manja mapiaiky
mila tsenaina q7, mila jack da’ vao cul sec, elah vao mandona dia chèque
tia ho princesse nefa fake kiala, vola voa love ouz‘ny fihetsik’i kiala, tsy ahitan~ doto еny amin’ny endrik’i kiala, very elah nеfa voa miondrika kiala:
sh~t sh~t sh~t sh~t, otrin’ny hoe tsy makany am chiotte ny pozin’b~tch b~tch b~tch b~tch
tsy ahitan~ doto hono izy eh, tsy mirevy boto hono izy eh
(refrain)

tix:
tsy misoratra amin’ny tavany ny toetrany
fa fitaka ilay hatsarana hita eo amin’ny hendriny
izay lalovany dia maniry ny toerany
mahita anilay fiaingan’ilay bika ntezerany
andatsaka anlah nefa ny serany
demonty sady fandrika ny fiainana asehony
misarika anlah nefa ny fihetsiny
raha matin’drendrarendra elah votarika dia very any

nax:
kiala intelligente, lava fantsy
manambaka pata, ny fikany solo
mampirevy poto isan’andro
alaina merco maraina, atoandro
ny hariva mbedo
matin voa mody i tsain, mivika be tandremo
mandainga amin’ny ankizy
nekena manam~bola sady bonne izy
mkiff mm izy, dia miheno 90’s
nefa manao fika masiso

ared:
io mdope dia mtise sady lestim gyal
tsy ahitana adalàna nefa izy rude gyal
izy miaina mangina, fa ny ao an~ dohany andringana sy apitapy ny lohan’ireo boto matikambo
tsisy tsy mitsiriritra anazy rehefa mandalo eny am’bloc tsisy tsy mijery anazy
elah miketriketrika ny ho tafa, nenazy ny fiainana raisiny ho vazivazy
(refrain)
~~~~~~~~


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...