lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu lolo sy ny tariny – soa raha manan-kavana

Loading...

soa e raha manan-kavana

fa raha manam-bola, manan-taratasy

fa ny manan’omby, manan-ketsa

manan-tany, manam-potaka

fa manan-tsoa e raha manan-kavana

fa mirefarefa

mirefarefa rafokonolona fa tonga ny vazaha sônagaly

soa e raha manam-piara

fa raha manam-piara tsy mba mety tara

manam-piara, mahita vady

manambady, matory tsara

fa manan-tsoa e raha manan-kavana

fa mirefarefa

mirefarefa rafokonolona fa tonga ny vazaha sônagaly

soa e raha manam-basy

fa ny manam-basy, manan-kery

manan-kery, manan-tany

manan-tany, manam-panjakana

fa manan-tsoa e raha manan-kavana

fa mirangaranga

mirangaranga rafokonolona fa tonga ny andron’ny fanjakana


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...