lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu kevss - track 4 - money

Loading...

money

couplet 1 :

izaho sy ny homie reraka mi~battre , misisika sub
ety antany tahaka ny any andanitra fa eto tsy misy paradisa
mba manonofy ifly aho , fa ohatrany hoe dope tsy misy faya
te higorisa miaraka @squad fa tsy mazoto vao hoe izaho rery ihany

pre~ refrain :

andeha anandrana irap kely aho , sao dia mety
tairo fa ataontsika miodina io izaho manana hevitra
tsy voatery hoe misy mahita fa misy maheno
rehefa mikitika ny fo sy ny fanahy izay no zava~dehibe

vahaolana no misy fa tsy ny money
mety ohatrinona ny vidiny laza ra itazona ny fanetretana ?
mety hifanena a@ny ratsy aho, iady @ lera nefa tsy haresy
ny olona iray rehefa omena lanjany be dia miova tarehy
tsy mahay mamaly @izay ataony , tsy misy havaly akoatran’ny hoe :

refrain :

where is my money ( yeah sh!t)
where is my money ( yeah sh!t)
where is my money ( yeah sh!t)
where is my money ( yeah sh!t)
pont :

na tsy misy izahay mijanona ho real
tsy anaty ra ny andeha hivadika
ny principe , be no manana ny azy / fa vitsy no manaja
tsy afaka mijanona ho chill , ambony fandrina tsy tafandry
@fitiavana efa tsy ambinina , voatery tsy maintsy mitady

mitombo ny taona dia voamaika
lasa malade aho vao tsy mahita
kobo be hoe zanakin’ny bled
aiko tsianjery daholo ny arret ny bus
tsy misy couloir tsy misy soldat tsy haiko
noana ny paosy dia ny fanahy mivezivezy
tsy misy hanavotra an’ialahy eo na mitaraina ary ialahy miteny irery

couplet 2 :

lasa betsaka ny trap , mampigorisa
aza mifangaro @akama stupid
tianay hoazo daholo satria izahay tsy misy nininona
tsy afaka manao safidy just do it
teny tokana no mitoetra tsy maintsy tafita
ilay herintsaina entina miady tsy azo kafiriana
ra efa voasoratra ny lalana ho diaviko dia ankiniko @ i god , iizay miandry ahy any aorina
mama i have a plan
fa ohatrany mikikika irery aho , hatraminy alina hatraminy maraina
fisiko ve mety hanova an’ireo mila ahy sy izay tiako ovaina
tsy manana akotrany flow , fandavantena tsy afaka amidy
fanantenana poizina hoan’reo rehetra miandry hafalina
pre refrain :

andeha anandrana irap kely aho , sao dia mety
tairo fa ataontsika miodina io izaho manana hevitra
tsy voatery hoe misy mahita fa misy maheno
rehefa mikitika ny fo sy ny fanahy izay no zava~dehibe

vahaolana no misy fa tsy ny money
mety ohatrinona ny vidiny laza ra itazona ny fanetretana ?
mety hifanena a@ny ratsy aho, iady @ lera nefa tsy haresy
ny olona iray rehefa omena lanjany be dia miova tarehy
tsy mahay mamaly @izay ataony , tsy misy havaly akoatran’ny hoe :

refr :

money money
money money
money money
money money


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...