lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu kevss - track 2- kid

Loading...

refrain :

mama miasa adiny valo isanandro
izaho manofy ambony canapé dia mba te hifoha anatina maybach
loha tsy mifanaraka @izay zava~misy /
izay ataony zala rehetra tsy misy azoko
no money no p~ssy izany rehetra izany tsy atakaloko ny homie
ry tazy tsy te hitovy ohatranay izahay ko tsy te hitovy @ndry~ tazy

couplet 1 :

izaho te andray volana dope
tsy te ampiasa loha andra~bofy
tadadiko tsara izaho nanome bojo natolotro t@foko , t@ tananao maloto
misy lehibe tsy misy dada , misy lehibe tsy misy mama misy lehibe tsy misy nanoro
misy manofy milamintsaina nefa ny filaminana ary tsy hitany akory

tsy mibika anatina drip taloha , tsy ni s~ce~ny b~tch~nao taloha
izay rap atao tsy a la mode , fa hoany poupousy izay manana goût
tsy miasa loha @izay resaka zub , miasa loha @izay resaka ject
god irery ihany ny ahy no atahorana / broski matahoatra ny tsy hisy follower ( ouais )

refr:

mama miasa adiny valo isanandro
izaho manofy ambony canapé dia mba te hifoha anatina maybach
loha tsy mifanaraka @izay zava~misy /
izay ataony zala rehetra tsy misy azoko
no money no p~ssy izany rehetra izany tsy atakaloko ny homie
ry tazy tsy te hitovy ohatranay izahay ko tsy te hitovy @ndry~ tazy
couplet 2 :


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...