lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu kevss - track 1 - i am

Loading...

chorus :

ouuhhh ouhh ouhhh
ahh ahhh ahhh
ouhh ouhhh

pont :

ahn
enoy aho

couplet 1 :

za , andrianambinina ny anarako mitondro nenaran~dreny aho no mitondra ny anarany dadako , teo ambodivoly aho no teraka dia mety eo ko aho ny hifarana fa aiganie ho tonga alavitra be hatrany ny lalako

tsy miandradra vintana na dia teraka alakaosy , morsa nomeny mama hoetiko amenoko ny paosiko
eto ny talenta tsy mikaoty , misy manambe demote dia misy ny manambe demosy ( yeah )

generation tsy mandray risika fa tatahina / fa androany aho mba itondra rivotriny fasahina
anaovy jord an’ialahy dia andana mihetsika
tsy izay tonga aloha ny arabaina fa izay tsy mora sempotra
hiphop !

refrain :

ohatran’izay ilay life
yeah ah ha , ohatran’izay ilay life
ye , ohatran’izay ilay life
couplet 2:

dia izaho hip hop aho , tsy voatery @fomba fihetsika io tsy voatery @izay anaovako
aza tsaraina @voloko izaho , dia aza tsaraina @paoziko
mahaiza ianao mihaino tsara @izay zavatra avokako . ( yeah )

manaitra ny hambopoko ny mahita an’ireo karazana kofboay
ankalaizana mihintsy manao zavatra tsy ampisainana
lasa avadika ohatran’izany mihintsy ve ilay kolontsaina ?
ilaina ny vola dia ny valeur ve tsy afaka hajaina
inona tanjona ialahy alohany ialahy halaza ? hoan’ny tenanan’ialahy sa hoan’ny apis ve sa hoany hafa ?
bandy tsika mankalaza , te handona , tе hi ~brasse , b~tch biatch
fa tairo aloha anazavako anazy
satria afaka manova saina ny herin’ilay mozika
dia mety ho fasany ialahy ihany ny zavatra tiana ialahy
tsy fahaizana mandinika , no
mahasamihafa n~gga anaty rap
misy tsy anaty rythmе , misy efa anaty rà

pont :

nataoko ny ratsy sy tsara
dia inona ny mety sy tsy mety ? ra nataoko t@fo
ilay taratasy fotsy nolotoiko t@penina mainty
@izay mba tsapanao koakoa ilay iainanay
chorus :
ouuhhh ouhh ouhhh
ahh ahhh ahhh
ouhh ouhhh

kaiza kaiza n~gga
angaha ialahy tsy hoe boto be indray ?


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...