
lirik lagu kevss - track 03 - manga
couplet 1 :
misy olona efa maty vao tanteraka ny nofiny
misy ny mbola velona nefa tsy miaina akory
te hiaina zava baovao , avelao ny zavatra taloha
tsotra kely fa ny ataontsika toa zavatra mifanohitra
ohatrany sempotrin’ ny poizina aho , tsy setroka ilay izy fa namana fake nefa namana akaiky
matahoatra ny olontiako sy fijerin’ny hafa
satria sarotra be ny mamantatra olona iray
vo 17 taona , misaina ohatrany 40
lehibe laotra ra itaraina / taraiky be izao raha hitorina
mbola tsy itako foana hoe aiza no toerana tokony hisy ahy
fa nefa efa aiko ilay toerana mety hiafarako
neny mijery ny adalako , mitaitaina @ny hoaviko
izaho ko ary ity efa reraka manoratra azy
ny maraina tsy makaina mbola varina mikiry
ny alina aty tsy mitondra fisainana firy
inona ny atao hoe tanjona raha ho faty hoany vola ?
inona ny atao hoe fitiavana raha toa tsy ifampatoky ?
iza no tena mijanona eo rehefa mainty ny orako
mianjera avy eny ambony avy eny ialahy voa be ny mioraka
mazava hoazy !
refrain :
indraindray lalahy mandihy tsy misy mozika
tsy misy ranomaso nefa mitomany
efa ela tsy nitsiky tady hivika
fa nefa ny life mitohy ihany
bеat switch :
couplet 2 :
ohatrany hoe izaho ilay takosina @taratasy
ohatrany hoe izaho ilay takona @sary
mbola tsy matoky tеna na dia be ny midoka ary
indraindray ko aho maniry akama mitovy ahy ihany
f~ck izay tsy mahatsapa anah fa izaho mahatsapa anah
tsy ianao mihintsy no vavolombelon’ny ao anatiko
ohatrany ialahy foana no diso , ialahy foana ny olana
nefa manondidina no efa miaratsy
ilay teny nomeko anao iny mihintsy no tiako henoina
ilay fanajana nomeko anao iny no mba tiko ho azo
miady rery ialahy vao mahatsapa tena hoe mafy
fa ny tena mafy ilay miaiky hoe ialahy tsy maintsy iady rery
yeahhhh
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu f.charm - ce-am avut și ce-am pierdut
- lirik lagu dounia - quality problems
- lirik lagu pacific purgatory - one hell of a paradise
- lirik lagu dj alpaka - verwandtschaftstreffen
- lirik lagu 山本譲二 (george yamamoto) - 竹とんぼ (taketonbo)
- lirik lagu fear not ourselves alone - father (with kindness)
- lirik lagu sylvie vartan - quand tu veux
- lirik lagu dutch interior - cannibal song
- lirik lagu morute - unfriendly things
- lirik lagu dr. don - beautiful vibes