lirik lagu j. talenta - maizina
hey
talenta
lk music
[j. talenta]
maizina ny andro
aza aiko am vaika ny lalana
vazavazaiko am rap ny fiaina
sarotra izy
surtout périoden’ilahy le miketrika (zay)
milamina rehefa minana $ (szay)
markivy, fa aza kivy
zay fona io refa le manina
androany aho m~mène
dia dem ah mbola mitarika
tsy matahotra merika (jamais)
avelako ho avy ze ho avy
ny atao ro hita
fa f~ck ny toky
ataoko ra tiko raiketina
tsy dia tia fetrika (zay)
tahotr’i n’ny hamono olona (zay)
nefa tsy aiko, (tsy aiko izy)
za kouh tsy de tia mitsoka
tsy hoeh za mandresy zay de mitsatsaka
f’elah mila tsemboka
sô dia hitsako aloan’ny vazana
te ho tafa la nefa tsy mihetsika
io hita am masony
ra hitsatoka
ny tandroka roa am vozony
tsy mvaza olo
tsy mbata izy
fa mitondra be anaty pataloha
tsy mkata izy
tsy mtata fa
maro ny apis te hitantana azy
vendrana izay te hiala anah
satria tsy kajy ny hifanena aminy karà za
manana hevitra ngeza ve ny poins
sa aleo manao zavatra kely?
tsy kobko izy
mfouh maraina ny tanjona
aleoko tonga dia tsy natoury
tsy milay le revy rehefa tsisy akama
fa le ketrika aleo teteako rery
za manko tsara nahandro
ohatran’ny andro
mazava ho azy
mirehareha ah fa manana anazy
tsara fona aho
na dia m~n~lazy
tsy adala ah tsy malala loza
fa raha ahafaty anah
dia ialako aloha
lakile an’ny fiainana io
tsy fanahiniana ary tsy hifanerena
tsy dictat otran’ny ilain’ny firenena
ny ilany fotsiny mihetsika d’efa à l’eau daholo milentika
milantolanto ah mjery ny fihetsiny
lainganao kobko
muet fotsiny ah mieno ny vavany
tsy zakan’ny vavony mihitsiny satria
tsy misy marina avoakan’ny vovony
mena vava ihany ny madio
sisak’izay misy pentina
f’enao tsy hadio
ndreky sasana andaniana savony
mihaingo ambonin’ny loto dia manadio tena
(dia manadio tena)
de sosotra refa tsy manan~kambara
soa ihany aho fa tsy irarahiko an’zany
ny atyh tsy ny amboa no ambenina
calme~o dia ny atidoha no amboarina
fa ra tratrany eo, dia ambony ambany
ny ops tsy de be ambinina
dia à bas ny ambý
ra mila enao
dia manantona
aza manantena ny anana fo tony
fa ny teny atyh tena tsy tana tsony
aza ratsy fijery, (eh)
tsy zakan’ny tsenan’i ialahy
ny apis mitsena anah
tindry ah
dia za koa tia anah
je ti veux, za ti anao
fa bon, anatin’ny aizina ah miandrin’ny dem mamirapiratra
ra toa ka tsy takatra dia avereno fa ny vazo hono manafatra
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu lamaarxo - will you be (you & me)
- lirik lagu 22 раза (22 raza) - в ритме электро (in the rhythm of the electro)
- lirik lagu 392 lil head - i wish
- lirik lagu ryo, the weed eater - broke bassists
- lirik lagu carson peters - long twin silver line
- lirik lagu sophomorenoir - out the bay
- lirik lagu amir tiam - az gharare maloom
- lirik lagu smoke dza - intro
- lirik lagu elliott sargent - pretending yr not there
- lirik lagu psalm bee - lagos