lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu hoby irina - vehivavy feno finoana

Loading...

vehivavy feno finoana sy fanantenana
mitraka sy mandresy izy e
raha jesosy no inoana sady velona ao anaty
nahoana no hitanondrika

vehivavy feno finoana sy fanantenana
mitraka sy mandresy izy e
raha jehovah no no itokiako
dia fanantenana ho ahy izy

refrain:
fasana aza efa resy
zaho koa mba ho mpandresy
amin’ny alalan’ilay tia ahy
f’izy noefa maty ho ahy
fa nitsangana ihany koa mba ho fanamarinana ahy
fiainam~pandresena tokoa
fiainam~piderana ihany koa
no omeny an’ireo matoky azy
afaka hanambara tokoa
fa tena nahita ny tompo izy

vehivavy feno finoana sy fanantenana
mitraka sy mandresy izy e
raha jesosy no inoana sady velona ao anaty
nahoana no hitanondrika
vehivavy feno finoana sy fanantenana
mitraka sy mandresy izy e
raha jehovah no no itokiako
dia fanantenana ho ahy izy

refrain:
fasana aza efa resy
zaho koa mba ho mpandresy
amin’ny alalan’ilay tia ahy
f’izy noefa maty ho ahy
fa nitsangana ihany koa mba ho fanamarinana ahy
fiainam~pandresena tokoa
fiainam~piderana ihany koa
no omeny an’ireo matoky azy
afaka hanambara tokoa
fa tena nahita ny tompo izy

refrain:
fasana aza efa resy
zaho koa mba ho mpandresy
amin’ny alalan’ilay tia ahy
f’izy noefa maty ho ahy
fa nitsangana ihany koa mba ho fanamarinana ahy
fiainam~pandresena tokoa
fiainam~piderana ihany koa
no omeny an’ireo matoky azy
afaka hanambara tokoa
fa tena nahita ny tompo izy


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...