lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu hoby irina - tanjona iafarana

Loading...

tanjona iafarana ho aho lay kanana
sarotra sy ho lavitra zany dia
andry afoko ny tompo, andry rahona ihany koa
aroko raha misy zavamanjo

paradisa no mety miandry anao
raha ekenao fa maty ho anao ny tompo
ka nitsangana ihany koa, dia inoanao amin’ny fo
ho azo antoka ianao fa ho tody soa

refrain:
lalantsarotra anefa izao no aleha
aoka ianao sanatria tsy hirehareha
andry afo ho anao, andry rahona izy
aronao raha misy zavamanjo
x2

n’aiza n’aiza hanirahany ahy sy ianao
mba hitory amin’izao tontolo izao
andry afontsika izy, andry rahona ihany koa
arontsika raha misy zavamanjo

refrain:
lalantsarotra anefa izao no aleha
aoka ianao sanatria tsy hirehareha
andry afo ho anao, andry rahona izy
aronao raha misy zavamanjo
x2
ie , ie, ie . ie ie, ie , ie….


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...