lirik lagu feo gasy - ramano be galona
Loading...
ny tanin~dramano ô
dia tany zana~tany é
ny tany tamin’izany
mbola feno zana~tany
nanainga i ramano ô
tsy afaka nandahy é
nirongo basy lava
nilanja barda a
ady no naleha tsy anaovana kinangy e
nitifitra na maty nefa olo zana~tany
naverina ramano ô
tsy maty nefa angano ô
ny vanja zay nipoaka
nanjanaka ny lohany
galonan’dramano ô
dia nisy tena izy é
fa nisy nampihomehy
nampihoraka ny ankizy
satria kapsily
sy fatina bilao
korintsana eny an~tratrany
grade be tsy zakany
nalevona omaly
ramano be galona
reo mpananihany
nanjary nitomany
ny tanin~dramano ô
dia tany zanatany
tany tamin’izany
mbola feno zana~tany
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu makanaky la realeza & dj carlitos - legalicen la droga
- lirik lagu bowling for soup - let your love flow
- lirik lagu entris, rokerveka★ & нэйт (nate) - connection
- lirik lagu darassa - boss it
- lirik lagu mickey diamond - botched robberies
- lirik lagu jamie, nikita kravchenko - move it
- lirik lagu 5 seconds of summer - complete mess (live from the royal albert hall)
- lirik lagu niker - добро на право веры (goodness for the right of faith)
- lirik lagu f7g candy - contando
- lirik lagu lael neale - must be tears