lirik lagu balz. - dope
bankai : ho~toavina
tsy mila maka flow anah rasta
kickage tsotra dia mahalaza azy tsara
“t’es un bon” ozy ny fr
zandry nihaino time b.o.m.b
tsy variana m’drip ohatran’i jeneraly baomba
miasa mafy ohatrany chong
mbola anaty marathon hibattre sa hikrôsy?
ny rap sy ny habehako manakaiky an’i rick ross
namana io manahirana ozizy jean rigo
fa zay tsy miova
ohatrany gedan’i toni kroos
mbola rare noho ny 187 ankatso zay ,ny vava bazooka tsy 47 ak
aza afangaro mihitsy ny gâteau sy ny caca
matoa misy son de merde feno scatophile
découpe à la k!ll bill
rappeur ohatrany k!ller bee
,ho~toavina
aza miresaka aty raha hoe mainty be ny hoho tanana
tsy mpanao agro nefa maro vokatra hotazana
2026 maro vokatra ho tazana
sans pression
ohatrany hoe lamine yamal
mitsotsotra be rehefa avy miasa
asiana bière à pression ao anaty girafe
style assassin’s creed masahy misaoty ny
iza no mrap noho ny double g?
manavakavaka ah tsy mampiditra dondrona aty
boy
tsy mamoaka raha tsy dope ny aty
gear 5 : mc hope
ananay ny code efa latsapaka anaty ny adn ako
rima map~fly otrany kérosène
lalaoviko ny penina dia f~ck ny topline
ataovy akapela dia hitatsika eo ze mitaingina
aza menatra manantona fa sô misy kiffena
tsy technique tsony fefa sophistiqué
tsy anabavinao fa sofonao ny exciteko
zay nitondra laxatif hoany mc constipé
sokafoo ny maso tandremo sode raiky~ta
timing rahateo commence efa manaikitra
ny olona efa mioraka dia zay vao taitra lah
ny elanelan~tsika efa misy kilomètres ahh
tsy hoe tsy mino an’andriamanitra a ra tsy mandeha église
ny lalana malama za matahotra hi~bilisatra
olombelona no resaka fa tsy hoe android
tsy matoky an’iza n’iza zay ny tena mety ndrindra
mbola hip hop ny aty, tsy mety tapitra ny stock de rimes
f~ck ny parachute tsy matahotra misoty ny aty
double g tsisy hafatsy hoe rappeur gold aki
yeah, efa zatra ataony life à 4pattes
mandeha bus ambohitrinimanga fa tsy mbola avec 4×4
ho an’ireo malalatsaina fa tsy ho any saina tsy mi capte
leo fiainana hustler fa te hiaina normal
tsy mamoka ratsy dope
kameha : balz
ra mitady mangatsika nju midira anaty foko.. tsy mahita seza de avy eto ampofoko…
joko miha solanga sa solanga miha joko
trop malala fomba na lazainao fa mpifoka
tokam~po otrn siny ..tokony oe hajaina ah
littérature cute sa littérature boto
hitsoka ny labozian’ny faha telopolo taona
varina amna revy sy mozika tsisy fotony
mrap oanze mihaino sy maazo ny lyrics
zah tsy obélix fa manana idée fixe
za tsy mpaka sary nefa misy objectif
ny tempo ako gaigy fa tsy tin’ny tif a tif
mikisaka elah norm ny ghetto mamay
moov b~tch…get out the way
moov b~tch…get out the way
aloavy ny vola f’aza apina ny delai
anatina fiarovana tsy liana fanafihana aty…fahatsiarovana fa tsy mifikitra am zavatra aki….tia mivelona am sabatra ery….d’aveo mialona mijery ny olona sambatra ery…..
cerbère a trois tête….banque, media, politique….aza endrasana ah tsy poly ny aty..
ny kolontsaina tsy ho faty na de colt 7 no indray mshoot…tsy mamoka raha tsy dope ny aty…
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu la eminemca - somos muy pocos
- lirik lagu bazlab - monday
- lirik lagu sick gang - show no mercy
- lirik lagu #krnk - slut from ranepa 2.0
- lirik lagu robert robert - shine
- lirik lagu hef - soldaten (skit)
- lirik lagu faouzia - rip, love (acoustic live)
- lirik lagu devvy dub - diva
- lirik lagu barbie - dia perfeito
- lirik lagu lajt (stanisław miechowicz) - that girl was pretty