lirik lagu astovil - no gods no masters
[couplet 1 :]
tsy misy tena matotra fa comedy daholo no hitako eto
mahalatsaka ahy ny fireneko, fa aleoko aloha mody misento
efa kopy tsika hoe mba misy ihany ireo izay misy betro
f’elah vao hoe mba maneho hevitra dia varimasaka raha mbola eto
te ho tan~dalàna, manaja fitsipika sy fitsarana
ry tanindrazanay malala, efa voabaise hatreny am~parafara
dia aleoko ihany anarchiste miaina libre aho ohatran’ny adala
fuck ny fivavahana, fuck hatramin’ny fitondrana
tsy misy ilaivako azy, mitovy @ fako teny anosipatrana
jereo fa mitovy amin’ny rapn’lah : tsianjerina zaza miala sakana
firifiry ny malagasy no efa miaina toy ny anaty fasana
fuck ny jirama, fuck mihitsy orinasany (fuck!)
[bridge :]
no gods no masters x3
[couplet 2 :]
feno haizim~pito ny aty @ faritra, tena mitovy amin’ny literatiorako
be ireo nigga be famaritra nefa mitazatazana ny murako
ny aty tsy misy ny andriamanitra f’aza mitapitapy sao hifirako
tsika anisan’ny tena niaritra, zay no maha kndv ny tonon~kirako (yaz)
manjaka ny habibiana, bobaka ny maty, odiana tsy hita ‘reo matin’ny hanoanana
2024 natao challenge hatramin’ny fanolanana
izaho aloha zao raha hoe mahatratra dia potaka tary ny taovam~pananahana
efa niteny aho fa tsy misy maître eto fa mandeha ny fitsaran’ny lalana
mandoalika ny rap ohatran’ny enemy
ohatran~dramala sy ny fiainany
araho fa zah no eto @ familiana
arovako ny tenako sy ny family
izay mivoaka ny vavako rehetra hérésie
maimbo ny litera sy ny abidy
be ny atidoha no efa colonie
fuck benito mussolini
[bridge :]
no gods no masters x3
[couplet 3 : ]
mbola mitohy ny game, tsy mety tapitra
atidoha bobaka no atao fanatitra
afangaroko @ olitra sy lalitra
vetavetaiko eo anatrehan’ny lanitra
literatiora maranitra, miainga avy aty aminay pure nahantra
ry lerony efa tonga eny amin’ny mars, enao ity variana @ “hatraiza andriamanitra?”
oh shit! ny fiainan’ny gasy efa fiainan~tsy hita
ampelatanan’ireo mahitahita
tsisy antenaina ohatry ny evanjelika
renoka ny ondry, tsy manana ethique
ndana daholo miampita, mamikiviky ho any am~paradisa
zah mitazana ety am~pita, tsy mifangaro stay jentilisa
doctorap ~ anarchie, mahasaky mitolona ohatrany vvs
mentalité : big meech, black mafia karaha bmf
doctorap ~ anarchie, mahasaky mitolona ohatrany vvs
mentality : big meech, black mafia karaha bmf
[bridge :]
no gods no masters x3
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu ridgio - perfect
- lirik lagu andre lawrence - greener grass
- lirik lagu pipo004 - 8 dias
- lirik lagu чучело (chuchelo) - чучело (chuchelo)
- lirik lagu shaolean td - milionário
- lirik lagu ethn reis - throw
- lirik lagu quello giallo - anime a metà
- lirik lagu miel san marcos - siempre fuiste tú (en vivo)
- lirik lagu jacob alon - liquid gold 25
- lirik lagu long áo đen, canh (vnm) & rimet (vnm) - giáng sinh bên em