lirik lagu ambondrona - aza tsiny
ireo fihetsiko inndraindray
ifonako aminao raha azo atao
mahery fijery, eny na fiteny
nanenenako avokoa ireny
ivelany ihany fotsiny ireny
tsy avy ao am-po sanatria
ary averiko ombieny ombieny
azafady aza tsiny
ref: niezaka aho mba ho fantatrao
oh oh oh
ka aza tsiny tsy fanahy iniana
mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
hitanao daholo ny rehetra
ny hatsarana na ny haratsian-toetra
satria ianao tiako
tsy hihatsarako velatsihy
toa izany aho rehefa tia
ahitsio aho raha misy tsy mety
fa mpanota ihany
tsy hoe tsy mety diso velively
hoy ihany aho aza tsiny
ref:
niezaka aho mba ho fantatrao
(ny amiko rehetra no asehoko anao)
ka aza tsiny tsy fanahiniana
(mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana)
na faly aho, na tezitra
na malahelo koa
tsy nataoko ho ahy irery
hanihany, tomany sorisory koa
manjary hainao avokoa ireny
ahitsio aho raha misy tsy mety
mpanota ihany oh oh
tsy hoe tsy mety diso velively
hoy ihany aho aza tsiny
niezaka aho mba ho fantatrao
oh oh oh
ka aza tsiny tsy fanahy iniana
mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu neil diamond - go tell it on the mountain
- lirik lagu bandana - koksnasen
- lirik lagu sheldon & sopico - sirène
- lirik lagu trygga - throwback shit
- lirik lagu felix snow - those nights
- lirik lagu olivia frances - lettin' summer shine
- lirik lagu jinjer - hypocrites & critics
- lirik lagu ryan leslie - realize
- lirik lagu trace of lime - nobody cares that i'm dead
- lirik lagu vokssedo + zet69 - бердянск маркетплейс